indro aho fa efa niverina raha nahita an'ity fehezan-tenyity

1. salmo1 ( 27/02/2007 11:36)
xxx:
expulsion de salmo Ravalomanana responsable
hita izao fa ny fototry ny fialan'i salmo teto amin'ny serasera dia ny fitondrana ankehitriny.
Depuis quand les policiens no afaka manao izany?

seuls les poissons morts sont dans mes assiettes


Misy mitady anga i salmo? :^)
-ary iza lay salmo misandoka ps salmo? :^)
répondu par fijo le 28/02/2007 23:32
2. xxx ( 27/02/2007 13:22)
Aza mba miala ihany hoah :-)

tsy maintsy hiverina ihany...
3. Fiffi ( 27/02/2007 16:15)
f'ita hoa eh ! :)
4. fijo ( 27/02/2007 23:38)
aza manao lelonjaza e.
5. rush ( 28/02/2007 15:14)
sady inona no hidiran'zany ato @ politika?
6. andry08 ( 28/02/2007 20:57)
Tena fafao aloha ilay manahirana e!
7. salmo1 ( 28/02/2007 21:01)
:-D:-D
8. fijo ( 28/02/2007 23:32)
ny resak'ity namana iray ity dia tsy misy mahazo mihintsy ato.ka izay iray alehany.na isika aby izao doma,na lery no vendrana be.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0446