Tsy ny fanovana ny constitution velively no hampandroso
1. ronaldo09
(
27/02/2007 07:42)
Gaga ny mpanara-baovao politika eran-tany amizao toe-javamisy ao Dago izao!Izay rehetra tonga eo dia manova ,raha tsy diso ny fitadidiako dia i-5 na in-6 izay no niova ny lalam-panorenana nefa vao maika mihitsoka i Madagasikara ary nandritra izay 4 taona farany izay dia tena mirefarefa amin'ny tany ny toekarenan-tsika nefa dia ireo indray ry toton Ravalo sy ny ry dadatoa jeneraly fa hanova lalam-panorenana hono.
Ny firenena mandroso rehetra dia ataoko angamba fa isaky ny 50 taona vao miova ny azy ny constitution,ohatra France t@ 1958 no niova farany ny an-dry zareo!Etazonia ny taona 1787 no nametrahana io constitution io tsy niova hatarmin'izao koa izao no ametrahako fanontaniana hoe dia tiana hihemotra ve ny firenena nefa efa any am-paladia amizao fotoana izao ny toekaenan-tsika nandritra izay 4 tao sy tapany izay !
Io lalam-panorenana io dia natao fotsiny hanomanana ny 3em mandat .Saingy nofy izany tsy mankaiza io !Za ange efa niteny fa nareo teto no tsy mihaino fa faly ny manohana fotsiny e!Dia izao main'ny afo natsangany .Ataovy ao ny anareo!!!!

répondu par fijo le 28/02/2007 23:39
2. jefra
(
27/02/2007 08:30)
Izaho indray mahita hoe betsaka ny tsy lavorary ka azo dinihina, amboarina.
Fa tokony ho dinika misokatra, tsy natao ho an'ny mpitondra ihany, na ny opposition fotsiny (izay sisa tavela), na ny societe civile, fa izy rehetra miaraka. Dia ho naravona ny hevitra. Dia izay vao nierana ny olona/rehetra.
Saingy mila fotoana izany, dia tsy tokony amin'izao fotoan-tsarotra iatrehana ny rano sy rivotra be izao. Resaka orana no nampandrosoana ny fifidianana ny filoha ho 3 Dec, fa rehefa referandaona dia tsy misy resaka fotoanan'ny orana intsony ;-)

4. fijo
(
28/02/2007 23:39)
toa tsy fanovana anie le izy fa fanitsiana ny andininy sasany e.nefa na izany aza ekeko ny voalzana'i jefra.