Sao dia mba misy manana ny tononkira ny "mainte", hira avy any Toliara, na ilay version voalohany na ilay version an'i Rajery? aiko fa ao anati'nilay pochette de CD an'i Rajery ny tononkira fa tsy ananako ilay hira!
misoatra betsaka dia ny mialoha!
mandrap!8)