Hidihidy !

1. Samoana ( 25/02/2007 16:47)
Hatsikana mba nindramiko t@ serasera rahavavy iray ity e ! Mety mba mahaliana an'i niko mangidihidy lava. hihihi :

Nisy mpivady efa ela be nivadiana dia tsy nety niteraka mintsy farany nanampan-kevitra fa hanantona dokotera.

de hozizy rangahy de haleo enao izany no mankany fa izao mbola sahirana fa tantarao ahy ny tenin' ny dokotera, ok ary hozy madama!

nony tonga tany @ dokotera hono ra madama de nitantara hoe : tsy mety miteraka mintsy zay mivady dokotera fa in no atao?

de hoy radoko, esory ary ny pilisinao fa haleo jerena!

de nesorina, kay be volo pika be le madama de hozy radoko, tsotra, touffue ianao ka miviadiana rasoir de hiteraka nareo!

de nony tonga tany an-trano de hoy ramose: nanao ahoana ny tany?
an an! de tsy haiko hozy madama fa touffue zany hono za fa hesorina reo de hiteraka sika,

hay, hoy Ramose, de rafitra rangahy ni-raser ny volom-pikan' i Madama, de hozizy :

KAY ARY HAY KAY TATO NISY LAVAKA KLE !!!
répondu par andry08 le 03/03/2007 12:19
2. sipagasy ( 25/02/2007 16:59)
:-D:-D:-D hihihih toran'ny hehy tampoka izaho saika ndeha hatory teo tss hihihih misaotra nizara e!!!
3. Aino ( 25/02/2007 17:48)
tsy azoko tsara nefa misy :-D:-D
4. mandy ( 25/02/2007 18:03)
=))=)) tsy nahita lavaka ve sa hoe ahoana ?
5. tywa68 ( 25/02/2007 18:22)
zany hono koa :-D:-D:-D
6. booboo ( 26/02/2007 07:59)
:-D:-D:-D:-D
7. kelly13 ( 26/02/2007 11:37)
:-D:-D:-D
8. lapino ( 26/02/2007 15:03)
Fa ahoana no fanaovany azy hatram'zay zany ? :roll:
9. naughtyboy ( 26/02/2007 16:59)
diso adiresy foana zany ngamba le ranga ty
10. totofy ( 26/02/2007 19:41)
vizaka zany dadatoa vô mahatety ny fôret
11. Stretch ( 26/02/2007 21:05)
tao amoron'ala fotsiny zany baina atram'zay no namely ko.
:-D
12. wooda ( 26/02/2007 21:57)
=))=))
hay ve lakle no anaran'izy io eh!
13. xxx ( 02/03/2007 11:54)
dia nihanika latabatra ny zanak'i madama tsy nanao slip dia hitan'i dokotera dia hoy izy midina faingana enao dia inty ny vola mividiana slip,
dia nahita an'iny madama dia nalany ny slipny dia lasa koa izy nihanika latabatra, dia hitan'i dokotera koa,
madama midina faingana ianao , inty ny vola mividiana rasoir bic!
hi!hi!hi!
vita tompoko
anosy anareo!
14. xxx ( 03/03/2007 11:19)
lapino:

Fa ahoana no fanaovany azy hatram'zay zany ? :roll:

misy te- koa zany liana be zany :°):°)
15. andry08 ( 03/03/2007 12:19)
=))=))=)), nila loupe i lery
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0647