hijery anao

1. team ( 25/02/2007 10:11)
Mba mitady ny tononkiran'i tarika Ambondrona "Hijery anao" asafady indrindra.
Misaotra mialoha.
répondu par Fiffi le 25/02/2007 11:02
2. Fiffi ( 25/02/2007 11:02)
Naleoko indray niantso ihany
Toy iazy hanampoka anao
Nefa raha izao mantsy no teo anilanao
Hiandry hatrany aho sao izay no mba ahazoako anao
Mafy ihany zany tia nefa tsy ho anjara

Nefa tiako ho fantatrao

Ny amiko efa mazava ka ho lazaiko aminao
Raha ny ao ampoko ao tiako ho tsapanao
Ho avy aho HIJERY ANAO ka mba raiso aho
Ny fahitako anao ihany d'efa ampy hanasitrana ahy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0797