boubounezy

1. tslem ( 23/02/2007 18:53)
Ary mba nankaiza ho ah boubounezy e?
répondu par nolalaina le 15/03/2007 09:03
2. Stretch ( 23/02/2007 18:58)
manaôna ary tslem,
niova ps angambany. . . asa alou.
3. Aino ( 23/02/2007 19:06)
eny hoa mba manotany tena koa aho indraindray!! nefa aleoko mangina:oops:
4. xxx ( 23/02/2007 19:23)
rehefa hietsehan'ny volume n'i bouobunezy nareo tsy misy mahateny fa lasa daholo kou zao ndray mitady azy :roll::{
5. xxx ( 23/02/2007 19:24)
izaho tsy dia mitady azy loatra fa olona mora miakatra be tsy hifandaharana izy ka sarotra ny mifanakalo hevitra aminy!:P
6. lemenakely ( 23/02/2007 19:30)
any ihany izy e!
7. sitlo ( 23/02/2007 19:47)
rariri ihany no tena mahay mampivoaka azy eto.
8. Stretch ( 23/02/2007 19:48)
ka tsy ampy volume zany , tslem e,
izy ngé any fa tsy eto e!
9. sitlo ( 23/02/2007 19:53)
aiza io?
10. fasaly ( 23/02/2007 20:06)
:-D:-D:-Diza ndray no rariri sao ary i sitlo ihany io:^):roll::roll::roll:
11. sitlo ( 23/02/2007 20:25)
oadray,

kay tomazefa kay lay notedaviny fa tsy boubounezy
12. fasaly ( 23/02/2007 20:57)
:-D:-D:-D:-D
13. Aino ( 23/02/2007 20:58)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 23-02-2007 20:23:28
Lohateny : Re : boubounezy
rehefa hietsehan'ny volume n'i bouobunezy nareo tsy misy mahateny fa lasa daholo kou zao ndray mitady azy
raha aminko indray aloha tsy misy ny blaim fa tahaka ny zokiko iny!!
14. xxx ( 23/02/2007 22:05)
...ny dobo tsy hita hono maha-manina.
Mitadiava de hahita:-D^:^
15. karinah ( 23/02/2007 23:41)
raha amiko indray aloh tsisy blem :-P:-D fa tahaka ny zokiko iny:-P,ihihihihihihihihihihihi
16. ratonga ( 24/02/2007 16:00)
:-D:-D:-D
17. xxx ( 24/02/2007 16:56)
karinah:
raha amiko indray aloh tsisy blem :-P:-D fa tahaka ny zokiko iny:-P,ihihihihihihihihihihihi
:-w:-w :wink:


18. diamondra27 ( 06/03/2007 20:49)
bouboune a! aiza hono indry e!

afapo doly ry zareo fa mivoaha @zay:-D:-D:-D
:wink:
19. maizintsaina ( 08/03/2007 19:39)
zay vô tena itako ty hafatra ty réoull fa za mba nanao vacansy kely fotsiny; dé misôtra zay nitady sy nalahelo fa tena mafaly fou e! dé misôtra ndray fa tsy nanouva ps akory fa izy dé araki lé teniny ra xxx wé tsy laitra andaharana dé i boubounezy iany no izy é! itako kay i lemena no niteny maiko fa za misy mitady nefa tsy vôtéry dôly ny retra itady fa dé mazotoou dôly miforum fa milay fona ny midinika na hevitra ratsy na tsara itanareo eto fona za refa malalaka ho any zé mitady ahy.:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
20. boubounezy ( 09/03/2007 13:42)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9431