voalaza fa amin ny 04 avril 2007 zao ny referendum
1. ravatorano
(
21/02/2007 10:50)
Araky ny filankevitry ny goverinemanta omaly izany dia tapaka fa amin ny 04 Avrily izao no hanaovana ny fitsapan-kevi-bahoaka momba ny fanitsiana ny lalampanorenana ny repoblika fahatelo.
Hatramizao anefa dia mbola manjavozavo hoe inona marina no hahitsy ! aiza no hasiana fanamboarana ? ary koa ahoan ny amin ny fanamboarana ny lisi-pifidianana mba ho mangarahara tokoa ilay safidy atao
Hatramizao anefa dia mbola manjavozavo hoe inona marina no hahitsy ! aiza no hasiana fanamboarana ? ary koa ahoan ny amin ny fanamboarana ny lisi-pifidianana mba ho mangarahara tokoa ilay safidy atao
répondu par liva5 le 25/02/2007 12:12
2. ravatorano
(
21/02/2007 11:09)
REFERENDUM. En mettant fin aux scrutins dominicaux, le pouvoir donne l’impression de tenir compte du code électoral du FFKM pour la présidentielle.
Vers l’adoption du bulletin unique !
Un mois, enfin presque, après l’annonce faite par le président de la République à Ambohimanambola, le conseil des ministres du 19 février 2007 a fixé la date du référendum constitutionnel au mercredi 4 avril prochain, c’est-à-dire dans un mois et demi. Rompant du coup avec le délai habituel de 60 jours pour la convocation des électeurs.
RO
MIDI MADAGASIKARA 21/02/2007

4. lapino
(
21/02/2007 12:07)
Ilay resaka demarche administrative ohatra ny tsy ahoako loatra, iny foana koa moa no mahataraiky zavatra hatramin'izay. Saingy ity hoe :
ravatorano:rahoviana io no hazava? izay no fanontaniana :)
Hatramizao anefa dia mbola manjavozavo hoe inona marina no hahitsy ! aiza no hasiana fanamboarana ?
7. jefra
(
21/02/2007 15:53)
Tsy ny hahalany ny fanovana no fanontaniana fa ny mari-paha-vitrihana. Matoky tena izy ka mahazo manova izay tiany hovaina jiaby. FormalitE fanamafisana seza sy famelezana ny adiverisera ny referandaoma fa dia efa izay sitraky ny fony no nataony hatram 2002 (Fanendrema PDS, Chefs de region ... samy tsy ao anaty constitution). Rehefa miongana izy dia manao izay tiany indray ny manaraka fa dia izy aloha izao no deba, ka aleo hirevy.
Tsy ilaina ady hevitra ilay izy matoa natao an-tomotra. Resa-ke ny mody hoe MAP, fa tsy misy idiran'ny rafitra misy/constitution ny andry valo lazainy fa fototry ny MAP. (Bonne gouvernance, infrastructure, education ... tahaka ny hoe tsy nisy ireo hatram izay, eny fa na dia nandritra ny Ra8 I aza).
Ny manaitra ahy aza dia ny ilazany (video Nice) fa izy nanao propagandy 2006 "vao nahatsapa" fa tsy mahay mamaky sy manoratra ny ankamaroan'ny tambanivohitra, tahaka ny prezidam-pokotany. Dia mbola hofanana/hampianarina hono ireo (asa haharitra firy andro/volana/taona). 2005 izy no milaza nanoratra ny MAP fa fin 2006 vao mahatsapa an'io. Ka niova hevitra hono izy fa fokonolona indray no fototra. Ho ana olona efa nahavita mandat 5 ans...mahalasa saina ahy. Nitehaka moa ny mpihaino tany Nice, ka izaho angamba no tena tsy izy.

8. fijo
(
22/02/2007 00:02)
ny tsy mazava anie dia izao e,
fanitsiana io sa fanovana.raha vao ny firafitry ny fanjakana no voakitika,dia efa fiovana izay,ka mivadika be ny resaka
fanitsiana io sa fanovana.raha vao ny firafitry ny fanjakana no voakitika,dia efa fiovana izay,ka mivadika be ny resaka
9. zandikely
(
22/02/2007 02:55)
HITA FA RESAKA KITOATOA BE ILAY IZY!
Satria:
1- Tsy ampy ny fotoana namolavolana sy nandrafetana azy na ho fanitsiana io na fanovana.
2- Mila fotoana koa ny vahoaka mba hahalalany ny votoatin'io lalam-panorenana io mba hahafahany milaza hoe eny na tsia amin'ilay izy.
3- Dia 04 avril ve no hanaovana fifidianana, mba tokony misaina ihany alohan'ny manao zavatra, mbola tsy tapitra akory ange ny fotoanan'ny cyclone amin'izany. Izao aza moa ny traboina efa hanaovana antso avo mba hangatahana fanampiana. " soyons sérieux"!

10. jefra
(
22/02/2007 09:07)
fijo:
ny tsy mazava anie dia izao e,fanitsiana io sa fanovana.
Ianao/isika no mametra-panotaniana fa izy manapaka ny daty EFA MAHALALA ny ao anaty vilany, satria na inona na inona texte havoakan'ny komity najorony, dia izy ihany (i sefo e!) no tompon'ny teny farany.
Asa na mba hahazo fanazavana hoe fa maninona no ovaina? Inona no ifandraisany am MAP?
Raha ny lalana misy, rehefa mahazo 50% dia lany, na dia olona 10 ihany aza no mifidy.
11. ronaldo09
(
22/02/2007 12:27)
Tsy tokony hametra-pialana ve ny mpitondra satria ilay lalampanorenana tamin'ny 15 mars 1998 no nametraka an-dry zareo teo amin'ny fitondrana ary efa any ampelatanan'ny vahoaka rehetra ve ilay lalam-panorenana vaovao !Tena tsy mandeha amin'ny laoniny ho'a ny zavatra rehetra ao Dago ao!Tssssssssss
12. Fiffi
(
22/02/2007 13:09)
ronaldo09:de iza hono no hasolo azy ? :roll::roll: aleo eo izy eh ! izy no mahavita azy.....
Tsy tokony hametra-pialana ve ny mpitondra
13. fijo
(
23/02/2007 00:08)
ronaldo,izay mihintsy no nahatonga ahy hanontany hoe "fanitsiana io sa fanoloana"?????
raha fanitsiana fotsiny mantsy;dia tsy ilaina izay;
fa raha fanoloana kosa.dia tokony natao talohan'ny fifidianana filoha io ,satria manjary tokony hametrapialana ny filoha lany teo.
raha fanitsiana fotsiny mantsy;dia tsy ilaina izay;
fa raha fanoloana kosa.dia tokony natao talohan'ny fifidianana filoha io ,satria manjary tokony hametrapialana ny filoha lany teo.
14. liva5
(
25/02/2007 12:12)
na fanovana na fanitsana, ny fanontaniana mipetraka dia ny hoe(iza no mahazo tombontsoa amin'izany?)Nytsara ho fantatsika dia ny hoe na iza naiza no eo dia tsy maintsy miaro ny fitombenana tsy mintsy mitady fantsika rezatra izy mba hanamafisany ny seza fiandrianany; n y marihako kosa anefa dia izao:sokafy tsra ny8O fa zaa mora:evil: