Accueil
Sujets
Inscription
Connexion
Angataka hira
1. runo
( 18/02/2007 06:26)
Manahoana dhl
Mba managataka lay hiran'i Mon Désire hoe Molia Valiko iny raha toa ka misy mahay n misy manana; de misaotra mialoha an'zay manome, de Veloma dhl indray fa @ manaraka mihaona eto indray e
Répondre
répondu par
Fiffi
le
18/02/2007 14:35
2. Fiffi
( 18/02/2007 14:35)
tena tsy mbola fantatro indray zany mpihira zany an !
Répondre
1
Répondre
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1889