Inona no atao raha te-hanala mony @ tarehy?

1. nivouh ( 16/02/2007 13:33)
manaisotra tanteraka ny mony.
répondu par karinah le 17/02/2007 09:55
2. xxx ( 16/02/2007 14:13)
seringue :°)
3. HESHA ( 16/02/2007 14:36)
Ny hany fantatro dia ny fisotroana rano 1.5l isanandro, io tonga dia mandina ny tarehy.
Fa arakarak le fotoana kou hoe mafana be ve ny andro, mangatsiaka be ve ny rivotra, sns . . .
Fa ny manadio am lait sy lotion kou alou toa misy fiantraikany tsara am hoditra e
4. booboo ( 16/02/2007 14:52)
-traitement hormonal kounkou....

Fa maninona raha manotany doko klou hoe inona no antony mampisy mony anao ?
Ndraindray refa akaiky red red dia mipongatra zareo, ndraindray refa le hoditra mihitsy no marary, ndraindray taova hafa (aty) no marary dia misy mony...
5. Mitah ( 16/02/2007 18:26)
Hosory tongolo gasy. Hiareto kely ny mangirifiry. Tonga dia maina ilay izy ao anatin'ny andro vitsivitsy. Aza kikisana na tsapatsapaina fa lasa mamela trace. Miala ho azy ilay mony rehefa maina. Izay no fantatro. Hosorana rehefa ao an-trano na @ alina dia sasana "savony soa" ny maraina na "nobacter".Tena nandaitra tamiko io.
6. fasaly ( 16/02/2007 18:54)
mankanesa any am dermatologie de hatao ny fizahana de hita eo zé fanafody omena anao fa zà nisy fotoana be mony be mahitsy de zao nadio fa matoa aho misy de mhinana sakay defa haiko aloha no tokony tsy ho haniko , fa ilay ndray mande tena nirogantra be lay mony sady ngeda be de nande tany am dermato de nahazo fanafody fa nadio ihany ka!
7. xxx ( 16/02/2007 20:18)
seringue ihany oa :°)
8. fasaly ( 16/02/2007 20:28)
:roll::roll::roll::roll:in zany????
9. Zina ( 16/02/2007 21:34)
ny sakafo-nao ko mety be menaka (zavatra gras - fromage ohatra etc... hena...) ka aza misakafo be menaka intsony, dia misotro rano hanadio ny circulation de sang dia afaka:wink:
10. karinah ( 17/02/2007 09:54)
Zina: slt ndry:wink:
..ny ahy indray t@ mbola adolantsento:-D(adoléscente e:wink:)tena feno mony koa ny tarehiko, dia nisy rtoa izay niteny anah hoe osory votabia fa afaka io, dia nataoko tkoa, fa tena afaka an!
dia ilay manasa tarehy @ savony "SOA" Ratsimamanga io koa tsara be...:P
11. karinah ( 17/02/2007 09:55)
Zina: vale ihany ky ty an:P bizs ndry:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1627