mitomany plan marshall
1. bazylou
(
16/02/2007 10:00)
ny anareo!! koa raha tsy poma ny fotsy hoditra ka anome an'ireo maizina any canne an'io!!! tsy misy hazon-damosina marina fa miao miao foana ohatran'ny saka!!
répondu par fijo le 24/02/2007 05:49
3. lapino
(
16/02/2007 13:32)
lainga lainga aloha fa mavesatra ho an'ny mpanohitra iny coup anankiray iny e! Na coup mediatique fotsiny aza ... :-P
fa ho hita eo hoe hanahoana ny fahombiazany
fa ho hita eo hoe hanahoana ny fahombiazany
4. Fiffi
(
16/02/2007 17:04)
mba ny projet no jerena ry bazylou an ! ny anareo koh ange ve de zay zavatra rehetra tokony ahatsara ny M/car de contrénareo foana satria Ravalomanana no mangataka an'io eh ! de rehefa tsy hanao na inona na inona eo izy de avy eo indray nareo hitatatata ery tssss http://www.midi-madagasikara.mg/
5. fijo
(
16/02/2007 22:22)
lapino an,ny mpanohitra anie efa maivana be e.
ny mpitondra sisa no mila mihezaka hanao izay hampety ny tetika
ny mpitondra sisa no mila mihezaka hanao izay hampety ny tetika
7. bazylou
(
17/02/2007 17:05)
aza mitomany vitana amin'ny akoho hoan fa na ho any antsena za izy lolohavina!!
TSY HISY HANOME AN'IO NA FIRENENA IZA IZy NAFIRENENA IZA!!!
TSY HISY HANOME AN'IO NA FIRENENA IZA IZy NAFIRENENA IZA!!!
