ny fokontany hono dia nomen'ny jirama

1. bazylou ( 15/02/2007 21:18)
interiptera hanapiana sy andrehetana ny jiro ao aminy e!!!!
Asa inona angaha no hain'ny fokontany hitantana izay jiro nefa ny prezdany aza tsy mahay mamaky teny sy maniratra!!:-D:-D:-D
répondu par xxx le 17/02/2007 11:14
2. Fiffi ( 15/02/2007 21:33)
de raha tsy mahay izy ry bazylou de mba hampianaro eh !
3. fijo ( 16/02/2007 06:29)
ka inona no handrehetany ny jirony izany ry bazy?
4. mercure ( 16/02/2007 09:05)
Sao dia mba tara ary baziluo izany. Ny president n'ny fokontany fidin'ny chef de district amin'izao anie ka takiana minimum de bagage e. Mila mahay informatika ohatra, ka ahoana no lazain'ingahy fa tsy mahay mamaky teny sy manoratra? Efa lasa ny zavatra taloha.
5. lapino ( 16/02/2007 13:37)
bazylou:

interiptera hanapiana sy andrehetana ny jiro ao aminy e!!!!
Asa inona angaha no hain'ny fokontany hitantana izay jiro nefa ny prezdany aza tsy mahay mamaky teny sy maniratra!!:-D:-D:-D

Vaovao indray izany hevitr'i bazylou izany kle! Soratana @ taratasy dia mirehitra ny jiro :wink::D

6. Robert ( 16/02/2007 19:10)
Nefa anie bazyl mitsikera ilay kit scolaire, nefa anisany dingana hialana @ hambadoana ilay izy...
7. fijo ( 16/02/2007 22:25)
bazy anie efa tsy mahita lzaina dia mirediredy sisa e.manjary fanalana andro
8. xxx ( 17/02/2007 11:14)
tena tsy mahita hatao fa mifoha dia mitsikera, ndeha hatory dia mitsikera, manonofy mitsikera foana!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0651