CLIP GASY mahatratra 200...
1. Fiffi
(
15/02/2007 15:17)
Ireo ry namana nahita an'ity zah ka mba zaraiko antsika rehetra.....hummmm......iza no tianaoreo ? Mahatratra 200 ny clips ao ka de mahazahoa fahafinaretana daholo .......:) http://klipgasy.blogspot.com/search/label/Mahaleo
répondu par fijo le 21/02/2007 22:34
7. tisera
(
21/02/2007 19:49)
mmmmh mankafy mihitsy aho hoa eto é! manja be fa misaotra akia fiffi an :-*:-*:-*:-*
