mitady tononkirany VHF
1. miranto
(
14/02/2007 09:55)
Mba mangataka ny tononkira ny VHF izay manana
Misaotra mialoha
Misaotra mialoha
répondu par Fiffi le 16/02/2007 07:47
3. krysta
(
15/02/2007 07:43)
Za ko r zareo mbo mitady fa raha mahazo d mbo apahafantaro azafady indrindra dia misaotra mitafotafo hatrany eeeeeeee :wink:
5. cmbolatiana
(
16/02/2007 06:41)
Efa nampidiriko ao amin'ny tonokira ao daholo izay VHF tato amiko dia jereo ao e !
