saropiaro

1. rakotoline ( 13/02/2007 12:02)
:Dsali dol,ahoana ny hevitrareo ùoùban'ny olona saropiaro,tsy fialonana vé ny dikany,tsy aleo vé,andeha amin'ny alehany ny olona dia mitsara zay ataony,toa hoe jalousie=maladie,misaotra:idea:
répondu par xxx le 16/03/2007 14:32
2. andry08 ( 13/02/2007 12:50)
samihafa ny fahasarotam-piaro sy ny fialonana fa @ frantsay dia samy jalousie no dikany.
3. Fiffi ( 13/02/2007 13:18)
tsy fialonana mihintsy aloha no hatao hoe saro-piaro an !
saro-piaro=indrindra @ olontiana

fialonana=mitsiriritra de manao fihetsika tsy mendrika.....
4. natti ( 13/02/2007 13:47)
Amiko ndray alo ny fasarota-piaro de ilaina am lafiny ray satria iny no mba sakay kely manaitaitra an'le fitiavana, ratsy ko anefa am lafiny ray satri mamotika raha tafahoatra loatra, sady mamotika anao no mamotika an'le olo-tinao. Tokony entina am-pisainana fôna zany le izy e! raha tafaôtra mantsy de manjary toy ny olona gadra le olo-tinao, lasa miavaka am fiaraha-monina satri tsy mba maazo mifandray am olo-kafa fa sao de oe lasan'ny olona any, de ny iafarany am'zay lasa fosain'ny olona sy avahan'ny olona sisa, ohatra oe tsy antsoiny intsony refa mba misy fiarahana fa oe iny tsy mbô mande zany fa maabe problema any fotsiny fa aleo ho any e! Ilaina iany ko anefa izy ndraindray ary tsara raha am antonony satri mba mampatsiahy an'le olo-tinao oe mbola intéressé aminy enao ary mbola tia azy ho anao irery. Izay ny hevitro alo e!
5. yandyllan ( 13/02/2007 13:56)
amko ny saropiaro dia ilaina io na dia kely ihany aza
:*
6. pimaso ( 13/02/2007 14:06)
sarotra fiaro ( manahirana ny mangaro.. azy )
7. andry08 ( 13/02/2007 15:23)
jereo ny dikany @ frantsay fa mitovy ny dikany akia Fiffi an! Fa anao ny maka izay heviny.
8. Fiffi ( 13/02/2007 16:30)
ka ny mitsiriritra no tiako lazaina kah ! de ny iray ny fahasarotam-piaro....
9. andry08 ( 13/02/2007 16:33)
Ny fialonana=jalousie
ny hasarotam-piaro= jalousie koa
io no tiako holazaina fa tsy ny envie akory
10. Fiffi ( 13/02/2007 16:34)
ok :):-*:-*
11. xxx ( 13/02/2007 17:47)
Fiffi:

ok :):-*:-*

:-misy couple namako tokoa ary milaja ram's fa saropiaro nefa refa eny masom-bahoaka dia manao scene an'ilay kala foana,ilay kala mantsy toa manan-karena no izy-toa hisaraka zareo izao,saropiaro ny manao scène sa fialonana(complexe):-Dsamy jalousie marina reo

12. Fiffi ( 13/02/2007 21:54)
de tena tsy hay intsony zany hoe inona na fahasarotam-piaro na inona.....
13. rakotoline ( 14/02/2007 13:15)
andry08:

Ny fialonana=jalousie
ny hasarotam-piaro= jalousie koa
io no tiako holazaina fa tsy ny envie akory

^^Bravo ianao irery no hitako nahavaly an'ilay izy,mitovy marina ny filaja azy,bye

14. Fiffi ( 14/02/2007 19:53)
ka sarotra le izy koh :{
15. xxx ( 16/03/2007 14:32)
na le saro-piaro voalohany aloha nailay faharoa dia tsy dia tsara loatra foana satria ra eo amin'ny mpifankatia zao de ho an'le saropiaro foana lasa halan'ilay iray izy ny farany satria tsy afa mihetsika mitsy izy. Za zao ohatra niaraka tamin'ol ray saro-piaro be zay za fa tena oay grave be. Mita ho flatté ianao amin'ny voalaohany fa hoe indimapolo isan'andro izy manao scène de jalousie tsy zaka tsony mba mila mirespire kely ny ol fa tsy ho seporina amin'ny fahasarotapiaro nao foana e! grave! leo aho ny farany fa aza de jaloux be ndrindra moa hoe bandy fa tsy laitra le!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0842