Ny saina ve no voa sa tena misy ilay izy?
1. niryna
(
13/02/2007 06:34)
Nividy trano ireto mpivady ary dia lazainy fa misy olona mandehandeha hono kanefa mijery izy fa tsy mahita.Mitomany lava hono ny zanany ary hoentina any amin'ny dokotera kanefa tsy misy na inona na inona.Maheno olona manjaitra koa hono izy amin'ny fotoana mangina iny kanefa tsy mahita milina fanjairana.
Ny fanontaniana dia tena misy tokony ve ny trano misy lolo na angatra na matoatoa:?::roll::roll:Mino izany ve ianareo na efa naheno tantatra mitovitovy? Dia inona no natao?

répondu par xxx le 21/02/2007 18:52
2. rush
(
13/02/2007 06:49)
raha olona mino an'Andriamanitra sy mpivavaka ve dia hino an'izany e .
Izy aza niteny hoe "Eny , na dia hamakivaky ny lohasaha halokin'ny fahafatesana aza aho , dia tsy hatahotra ny loza aho..

4. Aino
(
13/02/2007 11:58)
mety ho hisy io ary mety tsy koa, ka tsy azo atao ny milaza hoe tsy marina izany na marina!!
5. niryna
(
14/02/2007 06:02)
rush:
raha olona mino an'Andriamanitra sy mpivavaka ve dia hino an'izany e .
Izy aza niteny hoe "Eny , na dia hamakivaky ny lohasaha halokin'ny fahafatesana aza aho , dia tsy hatahotra ny loza aho..
Io teny io foana no mandeha eto hoe raha olona mpivavaka sy mino an'Atra.'Tsarovy fa teorana misy ny zavatra rehetra no hitoeran-tsika.
6. rabaradaka
(
14/02/2007 06:09)
Ny hevitry niryna no marina, misy zavatra surnaturel ity tany misy antsika ity ary tsarovy fa nisy mopera exorciste nidiran-javatra ary saika nanaraka ny ainy. Fa ny herin'Andriamanitra dia an'izay mino azy, hoy ny Apostoly Paoly ka anjarantsika no misaina
7. vahatra22
(
14/02/2007 06:45)
tena misy ireny ka! le trano ao akaikinay izao tsy mahatamana mpanofa mihitsy satria misy lolo: dia miala foana ze mpanofa ao! ny lolo tena misy! zava-misy izany fa tsy foronina na angano! fa ny antony mahatonga an' ireny misy faty milevina ao @ ilay toerana, d manangatra!
8. mbaliana
(
14/02/2007 11:50)
ary efa nisy an'io hevitra io anie.. izy ndray dia gasy ao france raha tsy diso za... fa afaka hono ireny fa misy olona mpivavaka manala an'ireny...
9. miarina
(
14/02/2007 12:15)
raha olona mino an'Andriamanitra sy mpivavaka ve dia hino an'izany e .
-- Mbola tsy nahita marina ianao ka miteny2 foana. Ataovy toy izany ny fiananao aza .. tsisy inoako izao rehetra izao afatsy andriamanitra hoe. Dia contreo daholo ny zavatra hitanao.
* Tsy azo itondrana kisoa lay toerana dia itondray
* Tsy azo anaovana maloto dia anaovy
* Tsy azo itondrana zavatra mena dia itondray
* ...

10. Fiffi
(
14/02/2007 12:57)
miarina:miombon-kevitra tanteraka @ rush sy miarina zah !
raha olona mino an'Andriamanitra sy mpivavaka ve dia hino an'izany e .
-- Mbola tsy nahita marina ianao ka miteny2 foana. Ataovy toy izany ny fiananao aza .. tsisy inoako izao rehetra izao afatsy andriamanitra hoe. Dia contreo daholo ny zavatra hitanao.
* Tsy azo itondrana kisoa lay toerana dia itondray
* Tsy azo anaovana maloto dia anaovy
* Tsy azo itondrana zavatra mena dia itondray
* ...
11. niryna
(
14/02/2007 17:59)
vahatra22:
tena misy ireny ka! le trano ao akaikinay izao tsy mahatamana mpanofa mihitsy satria misy lolo: dia miala foana ze mpanofa ao! ny lolo tena misy! zava-misy izany fa tsy foronina na angano! fa ny antony mahatonga an' ireny misy faty milevina ao @ ilay toerana, d manangatra!
Misaotra vahatra.Indraindray raha manontany zavatra misy amin'ny fiainana ny tena dia misy olona milaza foana hoe "mpivavaka ka minomino foana sy ny sisa." kanefa araka ny teninin'ny namana hafa dia misy ilay zavatra.Mampalahelo ilay toe-tsain'ny olona indraindray.
12. niryna
(
14/02/2007 18:05)
rabaradaka:
Ny hevitry niryna no marina, misy zavatra surnaturel ity tany misy antsika ity ary tsarovy fa nisy mopera exorciste nidiran-javatra ary saika nanaraka ny ainy. Fa ny herin'Andriamanitra dia an'izay mino azy, hoy ny Apostoly Paoly ka anjarantsika no misaina
=D=D=D misaotra betsaka rab a
14. niryna
(
15/02/2007 06:09)
fijo:
mety misy matoa le olona maheno.fa miankina amin'ny tsirairay io
Izany anie hoy aho e fa tsy misy hidiran'ny fivavahana mihitsy ny fahalalana na fahenoana ny vaovao na zava-misy:o
15. sakaizakely
(
17/02/2007 11:33)
Na dia mbola tsy nahita sy nitrangany aza ny tenako dia mino tanteraka ny fisian-javatra toy izany. Na eto Frantsa aza dia ahitana resaka paranormal @ fahitalavitra. Rehefa tsy itrangany fotsiny dia izay. Nisy mpiara-mianatra tamiko tany @ oniversité nitantara fa fony mbola kely (14 ans) izy dia nanao séance de spiritisme miaraka tamina namany hanaovana be mokondoha fotsiny io an ! Fa tsy nihevitra ry zareo fa handaitra ilay izy. Nivory nanodidina ny latabatra boribory hono ry zareo, nasiany vera teo ambony, dia namerimberina hoe Esprit, es-tu là ? Si tu es là, manifeste toi... Dia nikapokapoka tokoa ny tongondatabatra sady nivoha ho azy ny varavarankazo izy nidiany. Nitsoaka nandositra hono ry zareo. Fotoana vitsivitsy taty aoriana dia nisaraka ny RaD n'ilay ankizy tompon'ilay trano. Somary lasa adaladala hono ilay ankizy namany (ilay tompotrano io) taty afara. Nisy olona nividy ny trano taty aoriana, dia nipoahan'ny gaz tao ilay ramatoa sy ny zanany kely vao tsisy herintaona. Niova tompo ilay trano, kanjo tsy ela akory dia namono tena (pendu) ilay rainjanak'olona.
Mino tanteraka ilay namako fa fiantraikan'ilay spiritisme nataony tamin'ny fahakely ny zavadoza mitranga ao amin'ilay trano. Enjehin'ny eritreriny foana izy saingy tsy hitako hoy izy izay azo atao.
Misy fiantraikany daholo ny zavadrehetra na tsy fanahy iniana aza.
Ho famaliako ny fanontaniana dia misy tokoa io ka tsy tokony atao ntsinontsinona

16. niryna
(
18/02/2007 06:30)
Tena mazana izany ry sakaizakely a.Mino aho fa misy hery samihafa fa tsy herin'ny fanahy masina ihany.Toa akana mpiandry na pasitera hono izy ireny.Ohatran'ireny mividy trano ireny dia hivavahana aloha.
17. xxx
(
21/02/2007 18:52)
rush:
raha olona mino an'Andriamanitra sy mpivavaka ve dia hino an'izany e .
Izy aza niteny hoe "Eny , na dia hamakivaky ny lohasaha halokin'ny fahafatesana aza aho , dia tsy hatahotra ny loza aho..
Tsy voatery hoe mino an'Atra ka tsy mino ny zava-misy.Tena misy io lazain'i niryna io .Misy ny asa atoan'ny devoly fa ny mpivavaka tena mino manana an'i Jesosy hiaro azy.