ianao no tiko hirain'i Melky

1. havotra ( 12/02/2007 15:26)
salut daholo e!
mba omeo tonokiran'i MELKY LE HOE "IANAO NO TIKO "azafady indrindra e !
tena tiako be io ka mba omeo e !
misaotra mialoha tompoko e
répondu par Fiffi le 14/02/2007 11:24
2. titimms ( 12/02/2007 18:18)
mba jereo moa any @ tonokira e
3. jigs ( 14/02/2007 10:58)
mba omeo tononkira izay manana
merci
4. Fiffi ( 14/02/2007 11:24)
Izaho te-hahita anao (2)
Te-ho any te-ho any a
Raha azoko atao, dia ny hiaraka aminao
F’izaho te ho any aminao (2) fa izao dieny izao aho
Raha sitrakao dia ho eo anilanao

Réf : Tsy ho zakako intsony raha hokobonina ao am-poko
F’izaho tena tia
F’izaho hihafy foana aloha, dia hatrizay aho
Nilaza sao voafitaka ny foko
Nefa mafy tena mafy
Raha sanatria sangisangim-pitia

Lazao dieny izao (2)
‘Lay fitiavanao, sao sangisangim-pitia
Dia izay rehetra am-ponao ao
Izaho hilaza aminao (2)
Fa ny tena sitrako raha mbola azo atao
Dia ianao no tena tiako

de mba vangio hiany no tononkira fa bdb ny hira ao...
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=4180
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.03