mora vidina ny gasy ary

1. bazylou ( 11/02/2007 22:40)
mora aodina koa ny sainy sy ny lohany!! hany ka ny humanitera izao no lamaody fa tsy misy miditra amin'ny tena izy!! na ireo tra-boina 10000 ao tana fotsiny aza dia tsy nisy nandray ny andraikiny akory fa navela fotsiny tamin'izao fa naleo nanao tour du monde sy manenjika izao alika sy kisoa rehetra izao!!!!
répondu par fijo le 14/02/2007 23:19
2. xxx ( 12/02/2007 04:51)
Ianao hoa efa marary ry bazy...marary very seza.sady tsy compréhensif mitsy, fa ny anao ihany, miala avy atsy de mamorona hevitra etsy...nefa hevitra iray ihany no miodina sy miverina eo de:"fanaratsina ny fitondran'i ra8..sy fanambanina ny gasy, tsisy hainao sy avokan'ny vavanao afa-tsy zay." efa lasa adala ianao.

Noho izany iza no hiady hifamaly hevitra sy handany fotoana hifanasa vangy sy hevitra @ adala toa anao.Aleo miala mangina. efa manomboka ho leo anao ny pokona.izay mangina volamena.
3. xxx ( 12/02/2007 07:41)
Manao tour du monde manenjika an'i laisany izany izy koa
( lolo fotsy )
4. diamondra27 ( 12/02/2007 08:34)
bazylou: rehefa misy ny projet dia tsy maintsy atao izay hanatanterahana azy.
Resaka tra-boina: tsy voatery hijanona any antoerana ny filoha fa izany no ilaina ny mpiara-miasa, samy mandray ny andraikiny avy. Raha tsy mahavita ny asa nampanaovina azy dia iny olona iny no tokony omena tsiny.Ny croix-rouge no tena manampy @ resaka tra-boina , ao koa ny médecin sans frontière etc... Miankina @ ordre io fa tsy hoe: misy tra-boina ary dia tsy maintsy voatsabo en un clin d'oeil fa mila organisation daholo izany

Sa bazylou efa niomana t@io fahavoazana io ?

Fanontaniana kely: ary mba lazao anay hoe: inona zao ny efa nataonao t@io, sao dia azonay hanampiana anao?;-)

Sao dia le resaka fivoahana any ivelany no manafitohina anao? Ny mission tsy maintsy atao ry bazylou a!

AMPIO IZY HANAMPY.:-*:-*
5. diamondra27 ( 12/02/2007 08:42)
tsy mandà ny fahitànao ny zava-misy aho, fa marina tokoa fa maniry tahaka ny anana ny resaka humanitaire fa tsy tokony ho olona 1 no omena tsiny.

ANdàna manao petition @ireo olona tra-boina ireo , dia milahara eny an-dalàna dia lazao izay zavatra takianareo, mety hampiova zavatra ve 'zay? (à voir)

Sao dia misy hevitra tianao amposaka aminay momba io resaka humanitaire io aloha? Tsara ihany ny hiomanana sao dia manampinampy fahatany ny tena.

6. kitjo ( 12/02/2007 09:36)
ka ravalo zany tokony hamorona trano eny amin' ireny tondra-drano ireny..
izay ihany dia ampy an' i bazyl...
tsy mihetsika eo lery fa mamelatra tsihy mitsotsotra manao bain de soleil @ ranon' orana...:lol::-D:-D
7. xxx ( 12/02/2007 16:59)
Rehefa kelikely koa i bazylou dia hovidiako
8. bazylou ( 12/02/2007 23:57)
tsy ho voavidinao i bazylou na dolara 2 planeta aza!!
9. rabaradaka ( 13/02/2007 06:47)
Tiako ovana kely ny lohatenin'ity hevitra ity, ovay ilay hoe mora vidina ny gasy, ataovy hoe tia fihavanana ny gasy
10. diamondra27 ( 13/02/2007 08:16)
ary bazylou tsy nanampotoana namaliana ilay fanontaniako etsy ambony etsy an!

ye aza manaiky vidiana zany na mpanohitra ianao na mpanaraka :°)

fanontaniana manaraka: bazylou ve manana ambition?
11. xxx ( 13/02/2007 11:06)
bazylou > vidiako ariary be :-D
12. akama2006 ( 14/02/2007 11:08)
bazylou>ka ry zareo no nifidy io olona io ho filohany koa,ry zareo aza manaiky izay hanaovany azy ao fa hisy trano miorina hono afaka 5 taona satria efa misy ny fototra,ka dia ho hitantsika eo izany.

raha tsy hoe araka ilay nolazaiko taloha hoe hialabala dia hanome tsiny ny tany sy ny lanitra fa tsy izy no diso.:-D:-D:-D,

"pour gouverner il faut prevoir "hoy ny manampahaizana. efa hatramin'izay no fantatra fa ny volana desambra ka hatrami'ny avril feno orana sy cyclone,tsy misy fepetra tena matotra fa dia any fa ho any fotsiny.
13. fijo ( 14/02/2007 23:19)
i bazy io mihintsy le vao mahita $ dia mirarakivy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0518