Merci pour votre aide

1. Ass ( 10/02/2007 07:49)
Misaotra an'ireo namana nanoro hevitra mikasika ilay olana napetrako. Nisy nanontany moa hoe sao de PD ela. Laviko avy hatrany io satria tsy any mintsy ny olana. Mety diso kely koa angamba ny filazako hoe ahitako tsininy daholo ny sipa rehetra. En fait, mba misy reveko ihany fa le mikoty azy mintsy no grave be. Merci à vous tous.
répondu par Fiffi le 11/02/2007 10:54
2. Fiffi ( 10/02/2007 07:54)
ka le mikoty ange tsy voatery avy hatrany hoe zao no hatao na zao eh ! alefa miadana fotsiny io .....

-Miresaka aminy aloha (de tout et de rien) namana...

-Invitena izy hiaraka hijery ciné

-Inviténa izy hiaraka hisakafo (resto)

-Mody mitady fika ohatra hoe sao de manana zao boky zao enao ka afaka mampindrana ahy ve ?

-de alefa tsikelikely ohatran'zany le izy fa tsy tondé hoe ...heu....hamboraka fitiavana avy hatrany !
3. fasaly ( 10/02/2007 08:30)
hummmmm! rdv galant sy romantik de milay be! mitsy pezinao avy hatrany lay sipa8):P
4. Fiffi ( 10/02/2007 10:57)
hummm....
5. andry08 ( 10/02/2007 11:59)
dia mba tambatambazana ilay zanak'olona ry Ass fa ny teny malefaka anie ka mba misy vokantsoa ihany e!:)
6. xxx ( 10/02/2007 14:14)
Rehefa mitory fitia kosa nareo sao manao sonia hoe: Your Ass :-D
7. Lalah ( 10/02/2007 23:20)
OOH fa maninona no atao Ass ny anarana, saodia zay no mahatonga anareo tsy mahakoty fa tonga dia " kick na oh koa hoe kiss my ass" foana ny ao antsain ilay ankizivavy. Grave zany an!
8. simplex ( 11/02/2007 09:08)

ratsy saina doly reto sipa reto kle :-w, mba ampio izy hazaka sipa fa tsy ny Ass-ny foana no jerena eo :°)

9. simplex ( 11/02/2007 09:11)
zao lesy e,

toi nge efa nanotaniako tary fa tsy namaly e:

* le mi-aborder azy ve no tsy vitan'i toi?
* sa le zavatra hokoziana refa mi-trav azy no mi-coince toi?
* sa le tena hanao an'le declaration mitsy no tsy poinsa?

:)
10. Fiffi ( 11/02/2007 10:19)
simplex:

ratsy saina doly reto sipa reto kle :-w, mba ampio izy hazaka sipa fa tsy ny Ass-ny foana no jerena eo :°)
fa ratsy saina daholo ahoana zany klé !!!!
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 10-02-2007 08:54:52
Lohateny : Re : Merci pour votre aide
ka le mikoty ange tsy voatery avy hatrany hoe zao no hatao na zao eh ! alefa miadana fotsiny io .....

-Miresaka aminy aloha (de tout et de rien) namana...

-Invitena izy hiaraka hijery ciné

-Inviténa izy hiaraka hisakafo (resto)

-Mody mitady fika ohatra hoe sao de manana zao boky zao enao ka afaka mampindrana ahy ve ?

-de alefa tsikelikely ohatran'zany le izy fa tsy tondé hoe ...heu....hamboraka fitiavana avy hatrany !
zao ve ratsy saina ry simplex ? :roll::roll:


11. simplex ( 11/02/2007 10:32)
:D:D

:-w

:roll::roll:

:-w

8-)8-)

ary le hoe s'amuser serieusement e? repondre serieusement aussi :-P:°)8)8)

Fiffi tsy mahazo resaka :°) tsy mitovy ny longueur d'onde :)

Tena tsara saina mintsy io valiny nomen'i Fiffi io k :-*:-*
12. Fiffi ( 11/02/2007 10:39)
simplex:

Tena tsara saina mintsy io valiny nomen'i Fiffi io k :-*:-*
le hoe "daholo" no namaliako azy.....


13. simplex ( 11/02/2007 10:47)
14. Fiffi ( 11/02/2007 10:54)
:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1627