Inona izao no fanomezana atolotra refa saint valentin ?
1. xxx
(
09/02/2007 12:07)
Fa inona oa no mba cadeaux atolotrareo ny olontinareo refa saint valentin otrizao , ny tokony hatao ? sns....
répondu par xxx le 10/02/2007 01:22
2. booboo
(
09/02/2007 12:14)
-raha lhl xxx dia ento mimotika any @ resto mihaja ny akamanao, na ividiano firavaka, week-end misintaka kely ny tanana mahazatra, na ividiano voninkazo...refa surprise ho azy fotsiny ny raha dia zay
-raha vhv xxx dia euh...tsisy fa tokony lery no manome ho an'ny vhv :°):°).
-raha vhv xxx dia euh...tsisy fa tokony lery no manome ho an'ny vhv :°):°).
3. simplex
(
09/02/2007 13:10)
- ra lhl xxx: http://www.madascope.com/billet/10000B.jpg ataovy maromaro
- ra vhv xxx: http://www.grandamerica.com/images/accommodations/packages/bed_of_roses_package.gif amboary tsara
8)8)
- ra vhv xxx: http://www.grandamerica.com/images/accommodations/packages/bed_of_roses_package.gif amboary tsara
8)8)
5. xxx
(
10/02/2007 01:22)
raha lhl xxx dia aza mitapitapy ohatra izao
raha vhv xxx dia tsy mahagaga :°)
raha vhv xxx dia tsy mahagaga :°)
