tsy manaiky mitsy nareo lehl raha tsy mihinana fona @ vhv

1. xxx ( 09/02/2007 12:01)
tsy manaiky mitsy nareo lehl raha tsy mihinana fona @ vhv (rapport), tena tsy alezy ve nareo raha tsy mahazo e! mahagaga!!!,fa inona nefa no tena mahatonga anareo tena mandrirotra anareo ho tia anile izy e?, tena tsy mety leo mitsy izany nareo na dia hihinana fona ?
répondu par bonaventure le 12/05/2007 14:41
2. booboo ( 09/02/2007 12:04)
:-D:-D:-D
3. xxx ( 09/02/2007 12:13)
ka efa natioran'ny lehilahy io koh!:?::roll::roll:
4. booboo ( 09/02/2007 12:16)
lé vhv koa no te hanaiky " hanina " any ;-)
5. Fiffi ( 09/02/2007 12:24)
fiainana daholo zany ry xxx aaa ! tsy hitako hoe aiza ny olana ? rehefa tsyte-fotsiny enao de aza manaiky de zay koh !
6. xxx ( 09/02/2007 13:44)
zay le fiainana ky an fa tsy aleo ary ve izy no mangataka sady porofo fa tena ty anjy marina izy sady io zavatra io natao ;voatokana ho amizay de aleo ampiasaina eh sa tsy izany !!!
7. papounette ( 09/02/2007 15:25)
xxx:

tsy manaiky mitsy nareo lehl raha tsy mihinana fona @ vhv (rapport), tena tsy alezy ve nareo raha tsy mahazo e! mahagaga!!!,fa inona nefa no tena mahatonga anareo tena mandrirotra anareo ho tia anile izy e?, tena tsy mety leo mitsy izany nareo na dia hihinana fona ?


Fa iza aloha no tena mihinana e.Ny vhv sa ny lhl?
Amiko aloha raha tena mifankatia de mandeha ho azy le hoe te ihinana na ifampihinana.
Sady f'angà koa ny lhl rery no tena tia sy tsy leo an'io fihinana io e?
8. naughtyboy ( 09/02/2007 15:28)
ny ahy kalo ny koboko de oe mihinana ihany no vanonk'oul fa refa matavy de tian'oul..
9. mercure ( 09/02/2007 15:41)
Hoy ianao hoe ny lehilahy fa misy vehivavy misy foza koa ange fa aza adino e. Ny lehilahy indray no tsy maharaka.
10. fasaly ( 09/02/2007 16:28)
fangah kosa ny lehilahy ihany no te hihinana fa ny vehivavy koa ange te hihinana konkou e!:roll::-D te hanelina sakafo:-D:-D:-D:^) hatreo ihany sao lasa resaka mafàna eo ity!
11. xxx ( 09/02/2007 17:27)
question bete sa bete mametraka question?
12. fasaly ( 09/02/2007 17:40)
mbo tsy mahalala re izy ry xxx a! noheveriny fa ny lahy ihany no te hihina kanina :°)
13. fijo ( 09/02/2007 23:44)
ny mampiomehy anie de izao e.sady mampihinanan foana izy no manotany hoe fa maninona.ka vary masaka ve hiandry indray fa tsy honaina e
14. Fiffi ( 10/02/2007 07:47)
fasaly:
mbo tsy mahalala re izy ry xxx a! noheveriny fa ny lahy ihany no te hihina kanina :°)
zany ve ? nefa rehefa mihinana izy tsy siora ve ndry fa hummm...voky tsara sy nahazo fahafinaretana izy avy eo ? :roll:


15. fasaly ( 10/02/2007 08:26)
fiffi: hihihihi! ka matoa izy manotany dia tsy mihinana izy izany fa ho hanina fotsiny , raha mahatsapa tena ho hanina fotsiny mantsy e! taoko samy mihinana refa otszaay:P
16. Fiffi ( 10/02/2007 08:31)
fasaly: hummmm.....ka na de ho hanina fotsiny aza ve akia de tsy mba nahazo tsiron'io sakafo io ? hihihihhi
17. fasaly ( 10/02/2007 09:03)
hihihihi! ka io volazany io kou! tena mila mianatra mankafy sy mhinana sakafo i xxx ngamba:wink::lol:
18. Ralay ( 12/02/2007 06:13)
Sakafo io kou :-D
19. xxx ( 12/02/2007 07:03)
Ny sipa kosa anie voky ambony ambany fa aza masosotra eo e!
Feno ny vavany izay vao fenoina ny v....
20. lebatoto ( 17/02/2007 00:30)
hena masaka mahavoky (mahavohoka)fa ny henamaso tsy mahavoky.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2903