Hafatra...
1. Fiffi
(
08/02/2007 13:02)
heu...asa enareo na voan'zao fa nahazo valin-k'hafatra maro de maro zah nefa tsy misy na inona na inona voasoratra ao.....Nandefa hafatra namaly an'ireo koh zah fa nohon'ny nojereko ny hafatra lasa de tena lasa tokoa le hafatra saingy tsy misy na inona na inona voasoratra ao ...?
répondu par Fiffi le 10/02/2007 07:37
3. fasaly
(
08/02/2007 13:15)
zà mbola tsy namaly haftra hatramzao ka tsy mbola haiko io fa njaso hoe handrana:-P
5. ambotsy
(
08/02/2007 14:33)
oui izaho koa tratran'io indraindray, izany hoe izay soratako anga hoe no tsy haiko na lasa soa matsara fa le voaray no indraindray tsy misy soratra ankory.
7. fasaly
(
08/02/2007 20:13)
mandeha ny ahy aky ry fiffi fa asa ny anjy izany ka!:roll::roll::roll:
8. ds
(
08/02/2007 21:59)
Mivoaka soa aman-tsara ny ao anatin'ny hafatra saingy toy ny nalefa indroa ilay hafatra. Jereo ao amin'ny kitapon-kafatra lasa. Misy lesoka kely angamba :-)
10. Fiffi
(
08/02/2007 22:22)
ds: heu...ka izay indrindra manko an ! namaly hafatra zah de nojereko le hafatra lasa de voasoratra eo tokoa ny ps-n'le olona fa tsy misy na inona na inona ao anatiny....
11. bilakarenjy
(
08/02/2007 22:52)
tena nahavoaray ny hafatrao za ry Fiffi fa tsy soratra ny hafatra nalefanao .Mangadihady be fotsiny . Ny ps-nao an'efa hitako ao @ haftra voaray
12. fijo
(
08/02/2007 23:30)
efa mety le izy izao ry fiffi an,fa ny mampiomehy dia mandefa le hafatra enao,dia misy valiny tonga,nefa valiny tsy misy ninoninona