Mahalasa saina hiany.
1. Nivokely
(
07/02/2007 15:13)
Mahalasa saina hiany fa dia misy namana mandefa hafatra dia :
-tsy mba misy fiharabana
-tonga dia hoe "je t'aime"
-tonga dia hoe "alors ?"
-tonga dia hoe aiza ianao no mipetraka ? aiza ny numerao telefaonina , aiza ny adriresy mailaka sns .
-tonga dia "miandry aho aaa"
-dia tsy misy veloma...............mahalasa saina marina an !

répondu par Fiffi le 09/02/2007 14:29
4. pissoa
(
07/02/2007 16:14)
Aza mampiasa saina loatra fa tonga dia valio araka zay teniny na aza valiana ry nivokely an :-D:-D:-D
je t'aime ---> moi ôci
alors ? ---> chai pô
aiza ianao no mipetraka ? ---> citizen of the world
aiza ny numerao telefaonina ---> tsy manana telefonina
aiza ny adriresy mailaka ---> manorata eto
sns ---> sns
miandry aho aaa ---> jerena ny momba azy dia na atao oe njaso eo Poly na atao hoe tsy ho ela ka :°)
dia tsy misy veloma ---> hadinonao ny nanao veloma
:oops::oops::oops::-D

9. xxx
(
07/02/2007 17:39)
(bonsoir i nivokely, inona ny vaovao? Ny maresaka?sns...,Aiza ianao no mipetraka, mbola ao ve idada sy i mama?)
tena marina io fa maninona no tsy mba misy resaka akory na zavatra hafa dia hoe "je t'aime" nefa mbola tsy hita na niresahana akory ilay olona?
ny sasany aza dia ny hoe tongava aty paris fotsiny tsotra izao nefa na ny tavany aza tsy mbola hita akory na azo leferina na mba tsara fa dia ny hoe tongava, tongava no betsaka. Raha tsy hoe vorona koa hanidina eny rehetra eny.Tssss!:twisted::twisted:

10. xxx
(
07/02/2007 18:00)
fa tena marina mihintsy ireo an ! tsy mba misy fahalalam-pomba na de pitiny aza ! shhhh :evil::evil:
11. xxx
(
07/02/2007 18:05)
sady tsy mahalala fomba no be kiritika nefa hono mit ady olona hiarahana! sady be taim-bava rehefa tsy mahazo an!:evil::evil:
12. simplex
(
07/02/2007 18:13)
Nivokely,
maika be izy hamboraka fitiavana @ Nivo
ny fitiavana no lehibe indrindra
manatena valim-pitiavana
ilaina ny support mba hi-securiser-na ny fitiavana
insister-na ny valim-pitiavana
mbola hitohy ny resam-pitiavana
tafita ny hafatra ary bonne chance lery
8)
-tsy mba misy fiharabana
maika be izy hamboraka fitiavana @ Nivo
-tonga dia hoe "je t'aime"
ny fitiavana no lehibe indrindra
-tonga dia hoe "alors ?"
manatena valim-pitiavana
-tonga dia hoe aiza ianao no mipetraka ? aiza ny numerao telefaonina , aiza ny adriresy mailaka sns .
ilaina ny support mba hi-securiser-na ny fitiavana
-tonga dia "miandry aho aaa"
insister-na ny valim-pitiavana
-dia tsy misy veloma...............
mbola hitohy ny resam-pitiavana
mahalasa saina marina an !
tafita ny hafatra ary bonne chance lery
8)
13. Nivokely
(
07/02/2007 18:31)
tsy olona 1 ange no nilaza an'ireo e ! Fa maninona nefa raha mba miarahaba aloha ? dia mba tohizana aloha ny resaka zay vao any aoriana any dia mba mangataka ny hiresaka @ msn na yahoo na maninona moa raha miresaka @ telefonina ? fa tonga dia zao ! sy zao ! olona zay ve vao mba nandefa hafatra dia je t'aime be zao no azo ! na hoe "alors" ? sns ;
Dia rehefa tsy mamaly ianao de mahazo taimbava ery !
Dia rehefa tsy mamaly ianao de mahazo taimbava ery !
14. gasymandamina
(
07/02/2007 21:16)
Rehefa hiresaka mahalasa saina ihany isika, ny mahalasa saina ahy dia ireo namana mpitsikera ireo sary ao aminy takelaka sary rehetra, moa ve ity tranon-kala ity tsy hatao hangalana namana, fa tsy hanaovana taim-bava an'izay mba mametraka sary ao. Misy mantsy ireo te ho vedety angamba de rehefa mba misy sary tsara de tsy maintsy misy ny tsikera.
Mampalahelo raha toa ka izany no fisainana, mba samy gasy lavitra, mba te hiresaka, mba te haka namana, de tsikera no azo.
raha toa ka fifaninana sary no atao de tsy aleo ve manokatra takelaka hafa momba izany, sa ahoana hoy nareo ?

15. LazaDaddy
(
07/02/2007 23:38)
Nivo> ireto valiny azonao omena azy:
* mipetraka eto Allemagne aho
* ito ny telephone-ko: +49 180 767676
* izaho koa miandry anao hiantso:wink:
* aleo miresaka @ phone toy izay mandefa mailaka e :)
* mipetraka eto Allemagne aho
* ito ny telephone-ko: +49 180 767676
* izaho koa miandry anao hiantso:wink:
* aleo miresaka @ phone toy izay mandefa mailaka e :)
16. LazaDaddy
(
08/02/2007 03:00)
andray, numero hafa indray no voasoratro fa tsy ilay an'i Nivokely :) : +49 190 767676
18. lost
(
08/02/2007 09:53)
[quote=Nivokely]
Mahalasa saina hiany fa dia misy namana mandefa hafatra dia :
-tsy mba misy fiharabana
-tonga dia hoe "je t'aime"
-tonga dia hoe "alors ?"
-tonga dia hoe aiza ianao no mipetraka ? aiza ny numerao telefaonina , aiza ny adriresy mailaka sns .
-tonga dia "miandry aho aaa"
-dia tsy misy veloma...............mahalasa saina marina an !
[ataoko angamba tokony ampiarina ilay fitenenana we jereo ny amidy zay vao miady varotra,mba jereo anie ny momba2nao e d vakio lay we fanampinanarana d in ny navalinao nefa ianao mitady zvtr serieux avy @ ol d mba atombohy aminao alou ilay izy eee/quote]

20. LazaDaddy
(
08/02/2007 12:05)
tslem> inona ny mampihomehy an'ise e? Falifaly fa nomeko ny numero an'i Nivo? :)
Tsy maninona fa averiko:
+49 190 767676
Tsy maninona fa averiko:
+49 190 767676