Efa voadinikao Andriamanitra o
1. elintsoa
(
07/02/2007 14:30)
Raha mba misy ny tonon'io hira io azafady dia isaorako mialoha
répondu par elintsoa le 08/02/2007 15:34
2. ari.malala
(
07/02/2007 14:39)
Efa voadinikao Andriamanitra o
Ny fiainanay zanak'olombelona
Tsy misy izay miankina amiko tsy hitanao
Ianao no manendry izany Andriamanitra o
Indro ny fikasako voalahatrao
Ny fiainako rehetra dia aminao
Ny fahotana vitako taminao
Mangataka famelana Andriamanitra o
Aza avela aho hangaiahy
Fa ampioreno mafy ny finoako
Ka na mamely ahy ny fakampanahy
Dia mahatoky Anao ny fanahiko
Ny nofoko anie malemy no sady kely
Torovana tsy ampy hery ka manahy
Meteza Ianao anio Andriamanitra o
Ho toky sy hery ho ahy mandrakizay
mihirà finaritra e! ao anaty Fihirana Fanampiny io raha tsy diso aho..
Ny fiainanay zanak'olombelona
Tsy misy izay miankina amiko tsy hitanao
Ianao no manendry izany Andriamanitra o
Indro ny fikasako voalahatrao
Ny fiainako rehetra dia aminao
Ny fahotana vitako taminao
Mangataka famelana Andriamanitra o
Aza avela aho hangaiahy
Fa ampioreno mafy ny finoako
Ka na mamely ahy ny fakampanahy
Dia mahatoky Anao ny fanahiko
Ny nofoko anie malemy no sady kely
Torovana tsy ampy hery ka manahy
Meteza Ianao anio Andriamanitra o
Ho toky sy hery ho ahy mandrakizay
mihirà finaritra e! ao anaty Fihirana Fanampiny io raha tsy diso aho..
3. Fiffi
(
07/02/2007 15:23)
hummm...tiako be io hira io an ! misaotra akia ari.malala an ! :):-*:-*:-*:-*
4. ari.malala
(
07/02/2007 15:29)
oadray! misy tsy ampy aza kay le izy!
Efa voadinikao Andriamanitra o
Ny fiainanay zanak'olombelona
Tsy misy izay miankina amiko tsy hitanao
Ianao no manendry izany Andriamanitra o
Indro ny fikasako voalahatrao
Ny fiainako rehetra dia aminao
Ny fahotana vitako taminao
Mangataka famelana Andriamanitra o
Aza avela aho hangaiahy
Fa ampioreno mafy ny finoako
Ka na mamely ahy ny fakampanahy
Dia mahatoky Anao ny fanahiko
Ny nofoko anie malemy no sady kely
Torovana tsy ampy hery ka manahy
Meteza Ianao anio Andriamanitra o
Ho toky sy hery ho ahy mandrakizay
Ianao no vatolampy sy fiarovako
Ny herinao no indro izorako
Ny foko ao anatiko ao efa fantatrao
Dia raiso aho ho zanakao Andriamanitra o
Aza avela....
Io izy rehetra fa dia miala tsiny tam le tsy ampy kely teo e! mihirà finaritra daolo?
Efa voadinikao Andriamanitra o
Ny fiainanay zanak'olombelona
Tsy misy izay miankina amiko tsy hitanao
Ianao no manendry izany Andriamanitra o
Indro ny fikasako voalahatrao
Ny fiainako rehetra dia aminao
Ny fahotana vitako taminao
Mangataka famelana Andriamanitra o
Aza avela aho hangaiahy
Fa ampioreno mafy ny finoako
Ka na mamely ahy ny fakampanahy
Dia mahatoky Anao ny fanahiko
Ny nofoko anie malemy no sady kely
Torovana tsy ampy hery ka manahy
Meteza Ianao anio Andriamanitra o
Ho toky sy hery ho ahy mandrakizay
Ianao no vatolampy sy fiarovako
Ny herinao no indro izorako
Ny foko ao anatiko ao efa fantatrao
Dia raiso aho ho zanakao Andriamanitra o
Aza avela....
Io izy rehetra fa dia miala tsiny tam le tsy ampy kely teo e! mihirà finaritra daolo?
7. elintsoa
(
08/02/2007 15:34)
Misaotra betsaka é! tiako loatra mantsy io hira io , mamdram-paha indray
