na tsiranana, na ratsiraka, na ratsimandrava

1. bazylou ( 05/02/2007 15:19)
na zefa albert na ilay8 , dia pma hatrany i madagasikara!!!:lol::lol::lol::lol:
répondu par fijo le 07/02/2007 23:51
2. Fiffi ( 05/02/2007 16:31)
de..?
3. bazylou ( 05/02/2007 18:24)
pma foanae:lol::lol::lol::lol:
4. lamie ( 05/02/2007 20:02)
ka tsy atao zay adidinao @ tanindrazana e???
5. ratonga ( 06/02/2007 09:13)
k'ita ko, zà mba gaga!!!!
6. hearty ( 06/02/2007 09:49)
tadidio fa ze be vava indrindra no tsy mahita hatokona refa manao zv
Ozy le fitenenana zay hoe ny fody ihany no hany mahavita zv amin'ny alalan'ny vavany (amin'ny vavany no anaovany ny tranony):oops:
7. heribe ( 06/02/2007 12:03)
:Dhihihihi:D:evil::evil:
8. bazylou ( 06/02/2007 23:21)
raha amin'izao aloha dia aleo tsy manao mihitsy satria tsy misy zava banona ao madagasikara!! ny rano aza ity tsy hitan'ilay 8 sy ny ekipany no anaovana azy nefa ao tana fotsiny no misy 9000 tra boina!!!:-D:lol:
9. lamie ( 07/02/2007 15:47)
ka fanina ra8 zany zao, tokony mody zany rabazylou manampy azy fa tena voa mafy ny tanindrazana!ary ohatrinona no alefanao ho an'ireo tra-boina????malaky fa efa tsy mana-katokona ry zareo e!dia misaotra anao mialoha!
10. fijo ( 07/02/2007 23:51)
fa hiandry an'iza eo bazy vao hanao zavatra??????
ary misy koa fiten'ny any mahajanga izay hoe aza manao lohana akamba.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.131