" Histoire de scouts " (Fce)

1. booboo ( 05/02/2007 14:07)
Tsy dia adi-hevitra loatra fa te-hampahafantatra fotsiny ho an'izay liana :
Daty : 18 fév
Ora : 10h -10h 30
Fandaharana : Présence Protestante sur France2
Lohateny : " Histoire de scouts "

http://assoc.orange.fr/presenceprotestante/Archives/180207_scoutsisme.pdf


*Raha sendra tsy tokony ho ato ny misy an'ity raha ity dia mba afindrao, azafady indrindra, fa tsy haiko hoe aiza no tokony hisy azy :°)


répondu par Fiffi le 15/02/2007 18:16
2. booboo ( 05/02/2007 14:10)
oups, diso hatrany an-dreniny ny lien nomena anà f'aza tsiny :°)...
3. mahia ( 05/02/2007 14:10)
slt booboo! inona aky io????? ianao angah scoot????:-*
4. booboo ( 05/02/2007 14:13)
Mahia > documentaire momba ny scoutisme @ zao fotoana zao, ny antony mbola manitona ny ankizy sy ny tanora hanao scout, dia misy témoignages-na scout tranainy ny @ raha soa azo t@ nanaovan-dreo scout sns. hihihihi ié scout zà :°)
5. Ilaidama ( 05/02/2007 16:15)
SCOUT :Service - Croire - Obeir - Unir - Travail
Raha sendra tranga vao²tsy nahy ianao inona no hataonao ?
6. diamondra27 ( 05/02/2007 16:17)
:-D:-D

tena orange tampoka akia le izy fa tsy resaka scout a!
avereno alefa le jereo eto e!please
7. xxx ( 06/02/2007 06:44)
Nanao scout ny zanako ary nasain'ilay fikambanana nihirahira nitety trano fa mila vola hono.Ny andro nangatsiaka,ny ankizy matin'ny hatsiaka,ny vola betsaka no azony kanefa dia zavatra 1/1000 ny vola azony no nomeny ny ankizy.Leon'ny be aho fa tia tena loatra dia nalako ny zanako.Tsy io ihany no antony nanalako azy mbola maro
8. Fiffi ( 06/02/2007 06:46)
booboo: avereno akia le lien an !
9. bimanoa ( 06/02/2007 07:28)
booboo - avereno le lien
xxx - afaka atao tsara ny mifanakalo hevitra amin' ny Mpiandraikitra.
10. booboo ( 06/02/2007 08:09)
Ka diso hatrany an-dreniny mihitsy ilay izy dia na lé nanome anà azy ara tsy manana kounkou hihihihihi


xxx > re-afaka atao tsara ny mifanakalo hevitra @ resp., na manararaotra ny fivoriana rad/birao/resp. hitenenana ny raha hita fa tokony hatsaraina, ilana fanazavana, ny raha tsy mety sns
11. booboo ( 06/02/2007 08:48)
xxx > :-w kounkou zany ankizy zany no asaina mitady vola na izany aza .... :-w:-w
12. Fiffi ( 06/02/2007 09:58)
booboo aaaaaa avereno le lien hihihih
13. booboo ( 06/02/2007 10:41)
Fiffi > hihihi ka diso hatrany an-dreniny mihitsy hoà ange ilay lien nomena anà dia tsy fantako ilay tena marina :°)
14. Fiffi ( 06/02/2007 22:21)
booboo: hay ? andraso fa tadiaviko raha hitako de alefako eto...:)
15. Fiffi ( 06/02/2007 22:23)
http://www.fraternite.net/histoire_du_scoutisme.htm
16. SOBIKA ( 07/02/2007 08:34)
mmmmmmmmm za zany mba nieritreritra hoe rehefa lehibe ny zaza dia alatsaka ho scout ko nefany mampankivy ndray zany; fa tsy hoe fitaizana zaza sy fampianarana azy hiafy ve le skotisma eh? !!:?:
17. tywa68 ( 07/02/2007 09:10)
SOBIKA:

mmmmmmmmm za zany mba nieritreritra hoe rehefa lehibe ny zaza dia alatsaka ho scout ko nefany mampankivy ndray zany; fa tsy hoe fitaizana zaza sy fampianarana azy hiafy ve le skotisma eh? !!:?:


Raha mazoto ny ankizy aza sakanana ê !
18. Fiffi ( 07/02/2007 09:46)
marina zany !
19. booboo ( 07/02/2007 13:22)
Fiffi > merci @ ilay raha na tsy io aza ilay truc :-*

Sobika > ny fampianarana hiafy efa tafiditra anaty fitaizana izany. Fa tsy izay fotsiny, fa izay hampivelatra @ tsara kokoa ny tsirairay @ ara-batana, ara-tsaina, ara-panahy, ara-piaraha-monina ary ara-pihetsem-po ny scoutisme. @ alalan'ny lalao indrindra, activités eny an-kalamanjana (lasy :}:}), hira sns ary ny fanaovana fanekena sy fanarahana ny loi scoutes ( mihira sy mitsiky ny Tily raha sendra ny sarotra ohatra ;-)). Ary farany, "le scoutisme, c'est l'éducation des jeunes par les jeunes" :°)

Ohatra : rehefa milalao miaraka iny dia @ iny no ahafantarany hoe misy fepetra tsy maintsy arahina, samy manana ny ilana azy ny tsirairay anaty équipe ary tokony mivondrona tsara raha te ho mpandresy ; ary rehefa atao "ludique" ohatra izay ny fampitana ny raha dia tena miditra tsara anatin'ny lohany iny hihihihihihi
20. tywa68 ( 07/02/2007 19:48)
adinon'i booboo ny manao laoka sampona (mangahazo sy hena sa inona moa ?) :-D:-D
Zay misy atao mahavoky !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2287