aimer : c'est agir!(Victor Hugo)
1. rakaroka
(
03/02/2007 18:34)
Voaresaka imbetsaka ny resaka fitiavana: I Kor 13,sns.Ary raha ny marina on sent fa tsy défini hoe tsy maintsy izao na izao...:
Misy resaka maro manodidina ny fitiavana: misy valiny hafa koa ity:
http://www.amour.ro/spiritualite/veritable-amour.php.
Ka tsinjoko ao anaty définition globale fa fiarahana miatrika ny mora sy ny sarotra, ny fiainana rehetra?...koa! Donk izay no mahatonga ny resako hivalampatra be...
Lasa BBbe ny saiko manoloana ny " réchauffement climatique" ohatra sy ny conscience-ntsika miatrika izany! Asa antaravelon'ny routinem-piaina:dia tsy mandraharaha intsony izay hitranga?...

répondu par sitlo le 08/02/2007 02:27
3. pissoa
(
03/02/2007 20:34)
mbola tsy nahavaky an'izy rehetra za fa tiako be fotsiny le fehezan-teny voalohany ^:^:-D
4. simplex
(
03/02/2007 20:36)
refa miodikodina be loatra d tsy fantatra intsony ny tena tiana hahatongavana :)
en tt cas, action action action ;-):P8)8)

7. Fiffi
(
04/02/2007 00:08)
rakaroka:heu.......zany ve ? :roll:
Asa antaravelon'ny routinem-piaina:dia tsy mandraharaha intsony izay hitranga?...
9. rakaroka
(
04/02/2007 13:14)
Fiffi:heu.......zany ve ? :roll:
[quote=rakaroka]Asa antaravelon'ny routinem-piaina:dia tsy mandraharaha intsony izay hitranga?...
Asa mety izaho koa no tsy mahaaraka (ampahatsiahivo aho raha misy resaka izany ato ka tsy hitako) fa talohan'ny nanokafako ity sujet ity, efa mbo voatetiko daholo ny rayon "sujet" tato , fa ny absencen'izany no nanesika ahy hiresaka azy!...
Mampatsiahy ny andron'i Noa hoe variana @ "business"
foana ny maro nanoloana deluge!...
10. rakaroka
(
04/02/2007 13:27)
[quote=simplex]
refa miodikodina be loatra d tsy fantatra intsony ny tena tiana hahatongavana :)
Tena marina mihitsy ny resak'i Simplex eto:
Ary raha ny marina lafim-piainana BBBBBetsaka no tiako exposé-na aloha, fa tsy hitako loatra izay hanombohana ahatarafana ny dimension'ity fiainana:
ahazoam-pahendrena, ahaizana mitia, ahazoana fahombiazana TANTERAKA...
Ny tsi1/1 avy eo no misintona izay azony tsoahina:
Fa nisy "tantara marina mampieritreritra " tsara ho fantatra ihany 'ngamba hisintonana lesona, sns...
(hanokafako "size" manokana etsy ambony)
afak'omaly ohatra nisy fandaharana t@ TF1 " 30 histoires les plus mystérieuses"...asa mety hanampy ihany ny fahafantarana izany!...

11. rakaroka
(
04/02/2007 13:40)
simplex:
en tt cas, action action action ;-):P8)8)
Oui à vrai dire tsy définie hoe "action" inn marina no miandry antsika:( @ ilay url nomeko io misy hoe
"avec conscience"...).
dimy taona lasa aho tany Dago , raha midina avy aty Mahajanga ahatsapa fa miha-ngazana ny tany...ny mpihira nanao "action" mihira, asa azo atao koa ny mamboly hazo..., aty izao misy ny fitsitsiana ny jiro,sns...Betsaka fa dia arakaraka ny "consciencen-ny tsi1/1 ny mahita izay possible aminy!
action par rapport @ réchauffement io fa misy "action" maro takian'ny zava-misy atrehina,
tahaka ny fanoharan' Jesoa ilay samaritana tsara fanahy izay nanao ny tandrifina azy tsy tahaka ny
hafa nandalo niserana ihany (sans rien faire fa dia nihazo ny lalany fotsiny ihany no natao)...
12. sitlo
(
04/02/2007 15:49)
ela be fa ampisehovy amin'izay ilay fitiavan'olon-droa fa aza ilaozana mamboly hazo eh.
Lasa vao maika tsy azo indray ilay izy. :-/

14. rakaroka
(
04/02/2007 17:58)
sitlo:
ela be fa ampisehovy amin'izay ilay fitiavan'olon-droa fa aza ilaozana mamboly hazo eh.
Lasa vao maika tsy azo indray ilay izy. :-/
Dia ho zoviana aminao indray ve ny mety ahitanao izany rehetra:-D:-D:-D:-D:lol::lol:, fa raha curieux t@ url nomeko etsy ambony anie misy miresaka izany ihany ao, averiko eto:
http://www.amour.ro/spiritualite/amour-sexualite-spiritualite.php
15. soanja
(
07/02/2007 05:11)
Any Rakaroka,
Misaotra indrindra nizara. Tsy mahita hokianina momba ny fanazavana ny fitiavana ao anatin'io link nomenao io mihitsy aho.
Tena io lay antsoina hoe "Andriamanitra fitiavana" amiko. Ilay FITIAVANA mandrakizay.
Zany hoe ilay fahatsapan-tena ho an'ny tena sy ny an'ny hafa miaraka ao anaty harmonia milamina sy mahasoa ary maharitra.
Ary io no tena voizin'ny tsy mpino an'Andriamanitra na izany aza satria lasa arabatana ny fahatsapana. Saingy misy ifandraisany tanteraka amin'ny fanahy io. Dia ilay fahatsapana nahatonga anao na ny tenanao hisy hifandraisany na hitohy amin'ny hafa. Io ilay Fanahy. Io ilay Kristy mampifankatia/mampihavana antsika mpiarabelona.

16. sitlo
(
08/02/2007 02:27)
Misy frantsay izay, tsy tadidiko ny anarany. Fa isaky ny sabotsy maraina amin'ny 10 izy mampianatra momba ny olombelona teny amin'ny julf Faravohitra.
Tsy dia gaga firy aho manaky ilay link nomen-dRakaroka satria efa malaza io. Anaky 5 (farafahakeliny) ny centre d'energy ao amin'ny olombelona. Ny sex no lehibe indrindra. (ohatra fotsiny, adiny firy ianao mandeha an-tongotra nefa tsy vizaka, nefa firy minitra ny nanaovana firaisana ara-nofo dia vizaka).
Raha vitanao ny mamindra ampahany amin'ny energie sexuelle-nao any amin'ny toerana hafa dia tsara. Ny nolazain'io link nomenao io ohatra dia hoe afindra any amin'ny loha (centre d'energy hafa koa io, manandrama manao calcul mental lava be dia ho hitanao fa ho vizaka ianao avy eo) ilay izy.
Ny nolazain'ilay frantsay taminay dia hoe: rehefa vizaka ny toerana iray dia amindrao energy any. (fa tsy natorony akory hoe ahoana ny famindrana azy :(. io link io koa ary tsy manoro, "abstinence" hono. lol)