Nify

1. sitlo ( 01/02/2007 01:59)
répondu par 2gasy le 07/03/2007 16:41
2. sitlo ( 01/02/2007 02:12)
Nisy olana kely teo fa ialana tsiny.

Ity no saika noteneniko.
Fantatrareo tsara moa fa i Madagasikara dia manana karazan-kazo maro. Betsaka ny hita hoe tsara ho an;ny fahasalamana. Fa saingy raha misy ny tsara dia misy ny ratsy.

Ity ary. Misy karazana bozaka izay any, tsy tadidiko ny anarany. Efa betsaka moa ny mampiasa fisokirana nify ireny. Fa saingy io bozaka io dia tena manimba nify be mihitsy. Lasa mora ipetrahan'ny olitra(carie dentaire) kely ny nify rehefa avy nosokirina tamin'io. Tsy fantatro hoe ao Madagasikara ihany ve no misy azy sa tsia.
Fa ny tiako tenenina fotsiny dia hoe aza sokitsokirina amin'ny zavatra tsy hay ny nify. Isika mantsy ilay mpiteny hoe omeo orona kely etsy aloha.
3. Zina ( 01/02/2007 19:27)
kofe no tena tsara fisokirana...

mba bozaka inn re zany e??? tsy mba fantatro ndray iny..
4. kally ( 21/02/2007 15:26)
Ny kofehy fanjairana koa manimba nify fa aza misikotsikotra @ kofehy izany kanjo. raha tsy ilay tena kofehy vaventy fisokirana azy
5. 2gasy ( 07/03/2007 16:41)
Zina:
mba bozaka inn re zany e??? tsy mba fantatro ndray iny..

orina = bozaka fanamboarana kifafa


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2113