Slt daholo nareo an! mba mangataka n'lay hiran'i Mickael vaovao iny ange reto an! Mickael zanaky blac jack zany an! fa tsy iza akory .De mba adikao eo ny tonony zany an! Tedavo mihintsy rh tsy mahita ianareo azafady fa otran'i oe manery fa tena tiko be mantsy izy iny