Hay hay hay mafaitra

1. robin ( 30/01/2007 14:36)
Tokony nataoko tary @ lafiny sosialy ity fa aleo atao eoto mba ho hita tsara ny contraste. http://www.dailymotion.com/Doc_Strange/video/x107fy_kere20070115tf1jt20h
de ho aiza ihany isik'ity

Nahitsin'i hery
répondu par melody le 19/02/2007 09:35
2. booboo ( 30/01/2007 15:11)
tsisy raha mipoitra koa !
3. booboo ( 30/01/2007 20:28)
zay vao hita fa misaotra ô
4. tywa68 ( 31/01/2007 12:29)
mampalahelo ê !
5. ftma ( 31/01/2007 13:05)
Tena mampalahelo, fa mahagaga vary be de be ireo dia omena @ tanana ny ankizy
6. robin ( 01/02/2007 11:07)
Misaotra @ fanitsiana.
Ary ts'isy zavatra mande mitsiny ao amin'io firenena iray io an ! Zaza roa 7 sy 10 taona voaolana teny Ampamarinana, mpanafika devises ao Antsahavola, notetitetehina tamin'ny famaky izy telo mianaka teny talata, nampisotroina toaka zaza 5 taona teny Anosizato ka naiditra uregence HJRA, nalatsany tao ankabone ny zanany teny Mahazo, 110 000 € isambolana karaman'ny mpiasan'ny ambasady gasy any Allemagne 4520 € mamafatrano fotsiny...Ambaratonga ambony Agrégation en médecine vita ao antoerana par nomminationt ministérielle tsy mandalo fifaninana fa tonga dia mety (tsy mbola misy izany eran-tany)...
7. ftma ( 02/02/2007 22:44)
firenena iray iza ry robin?
8. robin ( 03/02/2007 12:04)
io le mankaleo io refa ao ianao fa mamanina be vao ilaozana
9. melody ( 19/02/2007 09:35)
robin: tena mampalahelo be ilay video...:cry::cry:
Dia tena mbola tsy misy orana mihintsy izany any @ sud any izao kanefa ange ny orana tena avy fona nandritra ny 1 volana mahery teo ho eo e!. Noho ny vokany io orana io dia betsaka ny traboina, ao ny mbola mipetraka ao anaty rano:(:(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.188