anjanamasina

1. harnaina ( 29/01/2007 23:44)
saika hangataka ilay rapy ny 18,3 iny le hoe anjanamasina misy adala mitsingafona
répondu par sitlo le 30/01/2007 22:25
2. sitlo ( 30/01/2007 00:21)
yo
any anjanamasina fe adala mitsikasina
Nisy razoky nanara-dalamby hatrany Toamasina

(mbola hitohy)
3. sitlo ( 30/01/2007 22:22)
ohatra izao aloha ilay paozin'ilay adal mitsikasina.

=))=))=))=))=))=))=))
4. sitlo ( 30/01/2007 22:24)
(tohiny)
Mitondra kalesy lazainy fa------ lamasinina
fa tsy kobon-drazoky fa hay izy mifoka----- kininina
5. sitlo ( 30/01/2007 22:25)
ohatra izao indray ilay mifoka kininina

:@:@:@:@:@:@:@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0473