silaka fanahy
1. tslem
(
29/01/2007 10:17)
Mba mangataka ny tonon'ilay hoe "silaka fanahy " an'i Joy K sy Nampoina izay mahay e, misaotra mialoha !
répondu par tslem le 31/01/2007 08:22
6. cutie
(
30/01/2007 02:52)
Dia ilay teny hoe tiako ianao
Tsy voa izao no nilazako azy
Ataoko an-kira ho tsapanao
Tena silaka fanahy
Dia ilay teny hoe tiako ianao
Tsy voa izaono nilazako azy
Toa mahazatra nefa ho ahy
Tena silaka fanahy
Raha hoe fitia
Na tambitamby
No tadiavinao
Dia mbola omeko anao
Raha tsy ampy lay hoe mandrakizay
Dia ny ao am-poko no hilaza ilay
Fa hatrizay tsy ho very maina
Reo zay nambarako
Ianao no fototr'aina
Raha tsy ampy izany
............
Raha enao tsy ho ahy
Fa raha mbola tinao averina indray izany
Any aoriana any
Raha mbola miaina aho
Averiko
tslem reo alou no azoko :lol:
Tsy voa izao no nilazako azy
Ataoko an-kira ho tsapanao
Tena silaka fanahy
Dia ilay teny hoe tiako ianao
Tsy voa izaono nilazako azy
Toa mahazatra nefa ho ahy
Tena silaka fanahy
Raha hoe fitia
Na tambitamby
No tadiavinao
Dia mbola omeko anao
Raha tsy ampy lay hoe mandrakizay
Dia ny ao am-poko no hilaza ilay
Fa hatrizay tsy ho very maina
Reo zay nambarako
Ianao no fototr'aina
Raha tsy ampy izany
............
Raha enao tsy ho ahy
Fa raha mbola tinao averina indray izany
Any aoriana any
Raha mbola miaina aho
Averiko
tslem reo alou no azoko :lol:
8. ari.malala
(
30/01/2007 12:16)
Raha tsy ampy izany
Dia mbola ampiako indray
Hoe naleoko tsy ary
Raha ianao tsy ho ahy
Dia ilay teny hoe tiako ianao snsnsnsnsnsns
Mihirà finaritra aky a
Dia mbola ampiako indray
Hoe naleoko tsy ary
Raha ianao tsy ho ahy
Dia ilay teny hoe tiako ianao snsnsnsnsnsns
Mihirà finaritra aky a
