Lo ny fitondrana:Ekipan-dRabemananjara 4eme division!
1. ronaldo09
(
29/01/2007 09:50)
Tena ekipa 4eme division no ao anaty Governemanta!Hay i Syllah fotsiny no nesorina dia izay ! Afaka kelikely eo dia hahoraka eran-tany fa isika no firenena farany hahantra indrindra .Lo ny fitondrana tena lo tanteraka!
répondu par fijo le 07/02/2007 23:56
2. jentilisa
(
29/01/2007 11:07)
Marina izany! mety hahazo ny lohany tokoa isika amin'ny laharana raha mitohy izao! tohizo Rabemananjara a!
3. xxx
(
29/01/2007 11:12)
Ka ianao moa no tena jentilisa aminy ko!Hita fa tsy handroso ny firenena!Fa aleo aloha handeha dia hojerena eo!
4. jentilisa
(
30/01/2007 05:43)
rehefa mandeha moa tsy mandroso ve? ny tsy mihetsika anie no mety hoe tsy mandroso e!
5. babalahy
(
30/01/2007 08:47)
O ry XXX mba manaova anarana raha mba mety azafady fa tsy miafina satria ravalo tsy hanondro olona tsy misy anarana ho atao minisitra.Sa ahoana rahavana malala.
6. papounette
(
30/01/2007 09:16)
ronaldo09:
Tena ekipa 4eme division no ao anaty Governemanta!Hay i Syllah fotsiny no nesorina dia izay ! Afaka kelikely eo dia hahoraka eran-tany fa isika no firenena farany hahantra indrindra .Lo ny fitondrana tena lo tanteraka!
Betsaka ny voasolo tao fa tsy Sylla fotsn.
Hono hoa :
-Efa mba nanao fampitahana ve enao ny zavtr niainan'ny gasy ,ny fandrosoana nisy,tamin'ny andron'ny Ratsiraka sy ny @zao?
-Innn no hilazanao fa lo ny fitondrana @zao?fa ry zareo t@andron'ny Ratsiraka tsara ve?
- Enao tsy mandray andraikitra akory @ezaka ataonay @fiainanay tsirai2,@andavan'andro aty Mada de maninn enao no maniry fa ho firenena mahantra Madagasikara?
8. fijo
(
30/01/2007 23:53)
fa ahoana ihany ary izany.lahiniriko anie tsy lanim bahoaka e.
ny ahy ny tiako lazaina fotsiny dia,hoe ,avelao aloha ry zareo hiasa.fa tsymbola fotoana fitsarana azy izao.manjary fankahalana be fotsiny rah aizao isika dia efa hitsara.
ny ahy ny tiako lazaina fotsiny dia,hoe ,avelao aloha ry zareo hiasa.fa tsymbola fotoana fitsarana azy izao.manjary fankahalana be fotsiny rah aizao isika dia efa hitsara.
9. papala
(
01/02/2007 13:47)
ronaldo09> azavao ny teninao fa manjary forum vendrana. oh ny fankahalana ol fotsiny, vao nosoloina ny ol de wawa ! Nefa i Mada ary efa nisy fivoarana be mihintsy. Ka raha ny ol heritreretinao IRERY NO ATAO HO MPITONDRA DE AZA mirediredy eo e!8O8O8O8O8O8O
10. fijo
(
01/02/2007 23:44)
avelao aloha hiasa wa le olona.aza mitsara amboalohany iznay fa ratsy be
11. akama2006
(
02/02/2007 10:34)
fijo> misy zavtra hita maso anie fa tsy handeha e!i rabemanajara no nanisy ny panne de 9h tsy misy antony mazava ,iznay hoe naka ny risque dia omena bonbon!fa raha dinihina aminy saina tsy miangatra inona moa no nataoany i mose io? ary ilay hoe aleho aloha hiasa!eeeeeeeee!dia izao no pariako aza!tsy misy zavtra atao eo fa mody lazaina fa fanohizana ny asa tsy vita satria efa ny rindrina sy tafo izao no atao,dia afaka 4 taoan dia hilaza fa noho ny antony erantany dia tsy afaka miala aminy fahantrana i madagasikara!ny empire any sasany amin'io efa ampitomboana 20!
5 taona izay no lasa tsy nisy afa tsy tapimaso,dia ampio 5 taoan dia ampiana tapina sofina!mahereza ra fijo fa ny mpino fotsiny ihany no mahatonga ny extremiste !:arrow::twisted:
5 taona izay no lasa tsy nisy afa tsy tapimaso,dia ampio 5 taoan dia ampiana tapina sofina!mahereza ra fijo fa ny mpino fotsiny ihany no mahatonga ny extremiste !:arrow::twisted:
12. fijo
(
02/02/2007 11:21)
za tsy mpino ka,fa mijery ny zavatra vita aho vao mitsikera.
raha ny zavabaventy aloha de nahavita ry zareo,fa raha ny fanarahan dalana dia tsy momba azy aho
raha ny zavabaventy aloha de nahavita ry zareo,fa raha ny fanarahan dalana dia tsy momba azy aho
13. rabaradaka
(
02/02/2007 12:23)
Nareo nama tena manao argument an'olona tsy nianatra mihitsy, zay ange no nilazako herintaona lasa izay hoe tena mirefarefa amin'ny tany mihitsy ny ady hevitra eto e ! Lo ahoana moa ny fitondrana, lo ahoana mba hazavao kely dadatoa ? Dia lo daholo izany rehefa manova givernemanta ry zareo Amerikana, Frantsay, Japoney sy ni sisa ?
14. akama2006
(
02/02/2007 13:34)
rabaradaka> lo izy io satria inona no vitany rabemananjara ka antony manokana hanomezana azy ny maha 1re ministra? raha mahita havaly amin'io enao dia ho hitantsika eo ny tohiny!tsy ny fanovana no olana fa ny antony hanovana sy ny tanjona hanovana!ary matoa manova hanao tsar kokoa iznay !
fijo> efa niverina imbetsaka teto moa ilay resaka zavabita fa arakaraky ny fahitany tsirairay io, ny zavtra vita sesehena dia ny resaka lalana izay efa nazava ny antony nahazahoana azy!ary raha milaza ry akamanreo fa izy no nahavita iznay dia tena mbola ambany noho ilay noeritreretiko ilay fisainany !
ka raha misy maty mosary ny 60% ny mponina eo aminao ataoko fa tsy ny fanaovana lalana dia ampy hilazanoa fa nanao be ianao!ny lalana moyen fa tsy finalité!afaka hilaza daholo ny olona na farany izay dondrona aza hoe afaka 10 taona dia ho hitanareo ny vokany, ny tsy fantatra anie mora ny milaza izay tiana e! fa ny androany inona no hamabara?tsy misy!!nyfanofisana no betsaka ,dia manatena sy mampanatena valala manidina!:idea::idea:

15. fijo
(
03/02/2007 05:59)
akama an,tsimaintsy mandalo io fotoana misy mahantra be io kosa aloha e,saingy ny asa efa manomboka no tokony jerena,jereo ny tany liban.fa fony liban namboarina taorian'ny ady anie ka niroborobo be ny asa sy ny zavabaventy vita ,nefa ny vahoaka mbola nijaly e.nefa dia niaiky izao tontolo izao ,fa nahavita ny fitondrana.
fa iza kosa ary no nahavita ny lalana izao?????
le fanendrena 1er ministra indray dia resaka saidy io,ka tsy dia itako ny hiadivana hevitra momba izay
fa iza kosa ary no nahavita ny lalana izao?????
le fanendrena 1er ministra indray dia resaka saidy io,ka tsy dia itako ny hiadivana hevitra momba izay
16. akama2006
(
03/02/2007 11:29)
fijo> fa iza no nikarakara ny fahazahoan ny vola anaovana lalana? raha olona mahitsy dia izay ilay fifanohizampahefana,continuité de l'eata hoy ny vazaha,ka tsy tokony atao laza ho any tena akory fa modeste;izay zavtra tsy hainy ireto mpitondra ireyo mihintsy indrindra fa io mitarika azy io(8)!
andrasantsika eto ny 5 taoan ho avy aza e!izaho milaza fa tsy misy mahiratra eo na ny pitiny aza ,amiko tsy mila pitié intsony ny malagasy satria mazava fa efa fitiavana te hijaly no tiany ka dia ho hitantsika eo ny isany fitarainany sy ny mosary misy sy ho avy!

17. daomania
(
03/02/2007 12:00)
Hoy akama :
"amiko tsy mila pitié intsony ny malagasy satria mazava fa efa fitiavana te hijaly no tiany ka dia ho hitantsika eo ny isany fitarainany sy ny mosary misy sy ho avy!" ==> toa tsy AKAMAn'ny malagasy ianao ô! En tous cas, on demande qque chose (ici ta pitié) à qqu'un qui en dispose, as-tu reçu une quelconque demande ?

18. akama2006
(
03/02/2007 15:07)
daomania> "qu'en savez vous?" hoy ny vazaha sa tsy zakanao ny marina!
loloavy tsara fa ho hitanao ny vokany afara e!ianareo mifampisolelaka no tsy mahatsapa ny zava misy fa na iza na iza na ong na solontena orinasa etc...eny fa na dia televizionina vahiny aza dia efa namoaka fanairana fa ny fahantra dia manerana ny firenana!5 taona izay no lasa ,5 taona ity no ho avy!efa tsy ao anty propagandy intsony izao fa mitovy hatrany ny fahitana ny zav misy,sady tsy sosialy no tsy ekonomika no tsy inona tsy inona fa dia miharitra trefle hatrany,ka inona ny dikany izany tsy hoe izay no tadiavina izany?
mba lozika e!aza asaina mangataka fanampiana vary avy any japon,fanampiana arapanafody hatraiza hatraiza raha tena mahay mitanatana fa raha hataka no hijejojejona fa mahavaly ny hataka ny maro an'isa dia sady mbola mahantra aratsaina ihany koa izany!:-D:-D:-D:-D