22 4 4
1. tafita
(
28/01/2007 16:41)
Misy zavatra hitako tamin'ny vacances teo tany aminay any Ambositra noho ny fikarohan'ny olona maro izay mahatsapa ny fahasarotan'ny vidim-panafody amin'izao fotoana , dia nahita ny 22 4 4 ,mora tadidy amin-le hoe : Vingt et deux-quatre-quatre . io dia ny fatra ampiasaina hoan'ny ranom-panafody tena gasy ary tena malagasy ho fiarovana amin'ny cancer ary azo ampiasaina ihany koa raha voan'ny aretim-pivalanana na tazo sy elo an-doha. Henoy ary : 22 sotro ny tantely ary 4 sotro ny ranom-bahona ( Allouette ) ilay mangidy be ireny ary 4 sotro ny toaka mahery na rhum na wisky mihintsy aza ,ka afangaro tsara anaty tavoahangy iray, azo ampiana sakamalao kely izy io nefa raha manana aretim-bavony amin'io misy sakamalao io dia tsy tsara loatra ... Io fatra io dia azo atao 11 2 2 na 44 8 8 arakaraka izay tinao amin'ny habetsahany e, azo sotraina 3 sotro isan-maraina sy hariva ....
répondu par watafon le 02/02/2007 15:36
2. niryna
(
29/01/2007 03:03)
Misaotra anao nizara ny vaovao:D.Io cancer io no tena mazana sy mampatahotra indraindray.
3. Daliva
(
29/01/2007 08:50)
Misaotra anao milaza izany vaovao ahatagny an-tanana izany . Raha mba tsy mahadiso dia avy aiza any Ambositra no misy anao. Izaho koa manko avy any ka te hifandray @ olona avy any mba ifampizarana vaovao surtout hoanay lavitsa. veloma
4. watafon
(
29/01/2007 16:07)
tafita: efa misy amidy anie eny @ farmasia amzao e! ny homéopharma no nanamboatra azy! somary lafo aloha e : 6.000 Ar ny flc na 500 ml !
5. tafita
(
29/01/2007 22:35)
Hitako fa le vitan'ny homéopharma somary tsotsotra ary io dia azonao amboarina ho anao mihintsy anie fa tsy mila handeha eny amin'ny pharmacie koa e, Amin'izay rehefa ianao mivantana no maboatra ny fanafody dia ho hitanao fa sady à l' aise kokoa ianao no... Io koa angé azo ampiasaina sady atao fiarovana ihany koa ........
Merci
Merci
8. saho
(
30/01/2007 17:04)
tena harena mampiavaka ny malagasy ny fananana zavamaniry isankarazany ary tena harena io fa tsy hoe mahantra izany ny malagasy
t@ izaho niala tany mada aloha dia mbola vao mpianatra niala ny lycee ka tsy nahalala zavatra harenan'i Gasikara hita maso fa izaho aho vao tena mahatsapa fa ilaina ny fikarohana ataon'ireo olona mpianatra nahavita fianarana ambony eo @ sehatra nature satria any amintsika toa vidina lafo be ny fanafody vita vazaha kanefa ao an-toerana be matiere premiere fa ny fanodinana izany ho fanafody no mbola tsy dia ampy loatra
O ry ministry ny fahasalamana ahoana ny fanampiana ireo fikarohana ara-pitaovana, ara-bola, aradalana fa toa lasan'ny vazaha vahiny daholo ny harentsika satria ve isika tsy mahay...misy zava-maniry isan-karazany ary tena manampy tokoa izany ho an'ireo marary raha feno ny mpanosika e!
Ankoatra ireo efa misy toa ny fikarohana nataon'Itlahy Ratsimamanga dia tokony ho tohizana izany ary ireo mpikaroka tokony tohanana tsara...
Mafy izany hoe maheno hoe maty ny marary fa tsy ampy fanafody satria lafo be ny fanafody...
Mampalahelo fa dia miezaka ny manosika ireo mpikaroka ny mpiray tanindrazana e! Ny soa atao fianatra ary dia tsy misy maharatsy ny zavamaniry fa avy @ ireny daholo no hanaovana fanafody lafo vidy
Mazotoa daholo

9. Zina
(
30/01/2007 19:40)
watafon [ Valio ] 30-01-2007 08:21:58
Lohateny : Re : 22 4 4
zina : sitrany v no tianao lazaina sa ?
ie
12. watafon
(
31/01/2007 15:38)
le atao hoe "aloe macroclada" zao io resahana eto io raha tsy diso za ! aty @ faritra atsimo aloha betsaka e! fa na any @ plateaux koa aza misy azy tsara k !
saho : mampieritreritra tokoa ity voalazanao k !
saho : mampieritreritra tokoa ity voalazanao k !