i l'hebdo atsy dia milaza mazava tsara

1. bazylou ( 27/01/2007 00:05)
fa miady ny tim sy ny immr ao Sambava satria samy tia ho zanak'i baba! efa manomboka sahady ny .....
répondu par fijo le 31/01/2007 00:00
2. kitjo ( 27/01/2007 07:33)
ka aleo izy hiady any e...
ny olona miasa ihany...

ka na TIM aza nge misy tsy alehany e..zany oe ireny le "taloha" fa namadika palitao fa mitady ho be fika nefa tsy hanao in in akory...d wen be reny satria tsy nomena toerana d miady

aza variana amzany bazy fa fomban-javatra zany sady ny antsika ze miasa ihany no jerena an
3. fijo ( 31/01/2007 00:00)
izay mihintsy,tsy ny maha TIM azy no inona ,fa ny asa vitany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0524