[lalao] eseky
1. simplex
(
26/01/2007 21:44)
ombay mitady ireo ireo namana mpilalao eseky, miandry ny akanga sisa nanamborana ;-)
manentana ny mpanala azy miresaka fotsiny koa :°);-)
isan-kariva manodidina ny @ 8 ora na 9 ora na 10 ora na 11 ora alina :roll::-P
tena marina io fa tsy hatsikana an http://lalao.serasera.org
avy @ mpilalao vitsivitsy (nikotrana mialoha):@:@
ps: efa favo be ny vendrana taloha 8)8)

répondu par nolalaina le 06/02/2007 21:29
2. onjah
(
26/01/2007 21:57)
(tohiny)
dia miandry ny namana rehetra fa tsy ny mahay eseky fotsiny ihany e.
ps: sady mihaino Radio Vazo Gasy no mitafatafa mahafinaritra be

3. simplex
(
26/01/2007 22:00)
(tohiny)
tafatafaina manokana ny sary anio 8)8) sy ny resaka sakafo (voalavo ;-))
miandry ny bitro, mazava hoazy ;-)

4. pitoussy
(
26/01/2007 22:01)
(tohiny )
dia miandry antsika vehivavy retra koa
ps: d sady misy hatsikana koa ao , misy fanoroana mahandro sakafo , oh lasopy tsonjo (io moa tena specialité an simp:P )

5. mandrak
(
26/01/2007 22:24)
simplex:
ombay mitady ireo ireo namana mpilalao eseky, miandry ny akanga sisa nanamborana ;-)
manentana ny mpanala azy miresaka fotsiny koa :°);-)
isan-kariva manodidina ny @ 8 ora na 9 ora na 10 ora na 11 ora alina :roll::-P
tena marina io fa tsy hatsikana an http://lalao.serasera.org
avy @ mpilalao vitsivitsy (nikotrana mialoha):@:@
ps: efa favo be ny vendrana taloha 8)8)
okay lesy simplex, de ao @ ESEKY zany mihôné :D itako eo zany favo bé zany o^o
7. pissoa
(
27/01/2007 05:41)
(tohiny)
mandalo any ony pissoa refa masaka ny lasopy sy ny voalavo oe :-P:-D:-D:-D
:-*:-*:-* ho an'i pitou

8. pitoussy
(
27/01/2007 10:43)
(tohiny)
Pissoa , refa mandalo hono njy d aza adino ny biski sy choco an\' pitou , d aza aseho an\' bitro hono oe fa so d laniny:-D:-D
Efa miketriketrika mafy i Onjah sy Simp ao @ fikarakarana volavo , kankana vinaigrety ny entré
:-*njy
tongava maro ry zareo fa sady mikaly no milalao
i Mandrak hono sady hihira no hanao tsianjery ka dia hisy ohatra izany njay v:-D:-D

12. Samoana
(
27/01/2007 17:44)
Aleo hanao revisiô kely ary aloha sô miesona fotsiny ambony esekie:wink:
13. cutie
(
27/01/2007 17:48)
Mpandefa : pitoussy [ Valio ] 26-01-2007 23:01:11
Lohateny : Re : [lalao] eseky
(tohiny )
dia miandry antsika vehivavy retra koa
ps: d sady misy hatsikana koa ao , misy fanoroana mahandro sakafo , oh lasopy tsonjo (io moa tena specialité an simp )
aiza no misy an:roll:';zany
16. mandrak
(
28/01/2007 11:24)
tongava maro ry zareo fa sady mikaly no milalao
i Mandrak hono sady hihira no hanao tsianjery ka dia hisy ohatra izany njay v:-D:-D
[/quote]
pitoussy> tairo fa raikitra ééééé :°) sady taletako io http://serasera.org/vetso/index.php?rub=vetso/vetso&vid=v4591768c1479f
17. Kiiiii
(
29/01/2007 09:08)
Tongava² fa aiza io e? sô de any ankodahoda sa ve nareo frizy amin'ny alina de asenareo tonga daholo ny poukn e? Ôkay mlay:-P
18. mandrak
(
29/01/2007 18:08)
Kiiiii:
Tongava² fa aiza io e? sô de any ankodahoda sa ve nareo frizy amin'ny alina de asenareo tonga daholo ny poukn e? Ôkay mlay:-P
ato io ééé http://lalao.serasera.org/ :D