Inona no ataonareo @ ireny vehivavy tsy tia rano reny ?

1. volana2 ( 26/01/2007 13:24)
Fa hono oa: Mba inona re no ataonareo refa manoloana an'ireny vehivavy kamo misasa na malaina mikasika rano ireny e?
répondu par Andokely le 17/03/2007 07:00
2. kelly13 ( 26/01/2007 13:41)
misy vhv toy izany v? :-w
3. xxx ( 26/01/2007 13:51)
Ieh tena misy an'izany , reny vehivavy voretra ireny , izany hoe tsy misasa le zavatra tsy maintsy tokony ho sasana izy , ka manjary mamofona , tato am-piasako izao de nisy vhv mbola jeune be sady mikata be nefa dia fofona re zany , tena tsy andriko mihitsy ny hialany teo akaiko fa saika nidegoba zaho,
4. xxx ( 26/01/2007 14:04)
tonga mitondra rano de asivo sasainy eh!
5. xxx ( 26/01/2007 14:04)
inona moa no atao eo fa tsy kotiana fotsiny.
6. ari.malala ( 26/01/2007 14:37)
ary ra tenenina discretement izy e! fa tsy ny vhv irery anie no tttokony isasa fa ny lhl koa e! firifiry akory ny lhl no maimbo eika sy maimbo tongotra tsy azo iainana mntsy eo akaikiny!
7. Zina ( 26/01/2007 17:12)
ny zavatra mahagaga ahy angaha tsy henony eo ny fofony oe maimbo anie za zany hihihihihi
mahamenatra tokoa zany kle...
ari.malala a marina ny anao... lazao azy ny marina
8. jhouhlambout ( 26/01/2007 20:14)
9. batita ( 27/01/2007 10:14)
tapenana eo amasony fotsiny ny orona de mety tonga S izy:b
10. miranto ( 29/01/2007 11:10)
volana2:

Fa hono oa: Mba inona re no ataonareo refa manoloana an'ireny vehivavy kamo misasa na malaina mikasika rano ireny e?



za aloha ry zareo tena tsy mahatanty mihaina akaikin' ireny olona fady rano ireny na lahy io na vavy , tena mila hidegôbe mintsy ahy rehefa sendra an' ireny , maka rivotra haingana raha azoko atao ,mo raha tsy izay de tapenako ny oriko , fa tena tsy miafina @ olona mahita ahy eo aloha hoe tsy zakako le fofona e,
fa aza mba sendra an' ireny ihany fa gravy
11. sitlo ( 30/01/2007 00:15)
Inona no ataonareo @ ireny vehivavy tsy tia rano reny?

Omena savony izy.
12. poupousa ( 30/01/2007 08:43)
mody anontanio izy hoe:trondro maina anga ny laokanareo?
de ra mamaly izy hoe: ie! de anontanio hoe:misy anga any am-paosinao?
13. ari.malala ( 30/01/2007 14:30)
:-D:-D:-D
14. chakkakkely ( 05/02/2007 19:05)
milay be le izy ry poupousa :-D :-D :-D

ary ra vazaha tsy mahalala ny atao hoe trondro maina dia aona ?;-)
15. melianie ( 09/02/2007 13:50)
mety tsisy rano sy savony kosa any aminy eh !!!!
16. dongadonga ( 03/03/2007 14:25)
de lazao koa izy houé te hihinana bononoka zah zany,maheno izany fofona izany ,hhiih hiiihh :miam:
17. bibiango ( 03/03/2007 23:25)
Manao masque à gaz dé vita.
18. dongadonga ( 04/03/2007 08:44)
ko raha sepotra ao anaty masque de ahoana ,tsy aleo ihany miharitra @zao eeh!
19. Andokely ( 17/03/2007 07:00)
Misy ireny mpanao lavage haute pression ireny izao tonga dia gratuit no anasan-dry zalahy an'io:-D:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.204