tatooage
1. fa
(
26/01/2007 09:17)
Ho no ho aho,efa misy anireny mpanala tatooage ireny ve eto@tsika?
répondu par xxx le 31/01/2007 07:23
3. fa
(
26/01/2007 11:41)
Merci, eto dago za ka (Tanà mo zany e),
Misy zandriko zay manko misy anio dia manontany ahy izy nefa za koa ts maita d te anontany za oe aiza no misy manala anio. merci
Misy zandriko zay manko misy anio dia manontany ahy izy nefa za koa ts maita d te anontany za oe aiza no misy manala anio. merci
9. Zina
(
26/01/2007 20:57)
azo esorina ka fa mbola misy trace eny foana na ia esorina azy... tena manelingelina be angaha ilay izy... raha tsy dia loatra aza esorina fa voa maika pira eo...
11. mbaliana
(
26/01/2007 23:20)
rehefa lany daty kosa ve ... ts mifanarka amin'ny toetr'andro intsony...
13. fa
(
27/01/2007 08:19)
Zina:
azo esorina ka fa mbola misy trace eny foana na ia esorina azy... tena manelingelina be angaha ilay izy... raha tsy dia loatra aza esorina fa voa maika pira eo...
D mba aiza ry Zina no misy fanalana anizany e!
merci
14. fa
(
27/01/2007 08:23)
xxx:
Eny @ abatoire hono misy mahay manala ireny ko
Aiza ko ry XXX,so d mba biby ho vonoina no mankeny e
!!:lol:
15. Zina
(
28/01/2007 00:48)
mbaliana [ Valio ] 26-01-2007 21:19:42
Lohateny : Re : tatooage
asa na misy any dago fa aty laser no fanalana azy koa
io lazain;i mbaliana io laser no ampiasainy aty ivelany any dago tsy fantatro... :(
16. hesham
(
30/01/2007 17:25)
Afaka esorina ny tatoo fa mbola misy trace ihany fa aleo mahita ilay trace toy izay mahita tatoo refa antitra hihihihi analan`ny ankizy refa any aorina mantsy hoe mba aona koa ry bebe zany to misy tatoo hihihihi
18. xxx
(
31/01/2007 07:23)
hesham:
Afaka esorina ny tatoo fa mbola misy trace ihany fa aleo mahita ilay trace toy izay mahita tatoo refa antitra hihihihi analan`ny ankizy refa any aorina mantsy hoe mba aona koa ry bebe zany to misy tatoo hihihihi
Slt!
azonao tsara le izy d ankotranio laser io d ina no mahafaka azy fa ts maninn na misy trace aza e!merci