namana mada

1. fijo ( 25/01/2007 23:54)
miarahaba antsika rehetra.
ny zavatra tsapa sy ita aloha,dia ny namana mada no tena "section"mavitrika indrindra amin'ny namana misy.
ka mba naika hampiditra sosokevitra aho,hoatao fitadiavam bola hamatsiana ny hetsika atao rehetra.
-raha mety,dia tsara raha maka sary ny namana rehetra rehefa manao zavatra.
-io sary io apetaka amina tee shirt,de anaovana kalandrie kely ,na agenda kely.tsotsotra.
-hafaka manao adresy mail na ny logo namana amina tee shirt koa.
izany hoe mitady "produits derives" isika de amidy amin'ny didiny mirary.ka tsy atao le izy raha tsy misy ny mitady.mba hialana amin'ny tahiry betsaka mampihitsoka vola ao.

ny tsy haiko dia mora ve ny tee shirt iray any.na ny kasikety kely.
répondu par fijo le 31/01/2007 22:51
2. sasa ( 26/01/2007 04:32)
hevitra mety tokoa aloha io fa aleo d hodinihan'ny mpiandraikitra angamba aloha fa tena milay raha mahavita t-shirt izany an,
merci fijo
3. ravatorano ( 26/01/2007 05:54)
marina izany ary efa nisy fandinihana momba an 'io saingy mila finiavana betsaka ny fanantanterahana azy indrindra eo amin'ny enti manana voalohany sady izaho mino fa tsy ny namanadago mihitsy no ho sarotiny amin 'izany !
:D
:wink:
4. fijo ( 26/01/2007 06:05)
le tee shirt io tsy voatery hoe le mafy be ireny.jerena aloha izay mora indrindra.ny tanjona dia sady ahazoana vola hoan'ny namana no hanaparitahana,ny site.
raha hay ny mety holany amin'ny voalohany,itadiavana hevitra eto ihany ny famatsiana azy.
5. kitjo ( 26/01/2007 14:26)
any Dago a partir 14000fmg eo angamba ny manao T shirt..tsara ny qualite-ny amzany an!
fa araka2 ny isan' ny loko ampiasaina sy ny soratra...

raha zavatra an-taratasy indray oe calendrier na carte kely na oh zany azoko atao aty fa mora sady tsara aty fa omenareo anah fts ny design..

zay angamba ny fandraisako anjara!
6. fijo ( 26/01/2007 21:06)
efa manana logo moa isika ato sa ahoana?????
de efa misy ve io sarin'ny namana dago io?
ny agenda kely koa ngamba mety mora any singa.atao le tsotsotra ireny aloha.
mba manomeza hevitra izay manana fa azo tanterahana tsara io ka.
7. fijo ( 26/01/2007 21:07)
raha izany voalazan'i kitjo izany dia 200€ dia efa mahavita T shirt misimisy ihany.hiaingana.fa dia kajiana fotsiny hoe hoatrinona no sahaza sy ahazoana tombony kely.
8. kitjo ( 28/01/2007 18:00)
ie raha vao resaka taratasy sns reny aty d mora
na koa oe CD personalisE misy sary sns....
na T shirt aza mora be aty fa inoako anefa fa mety hitovy2 any @dago ihany raha vitsivitsy satria ny andefasana azy no manahirana...

Agenda- calendrier- carte membre- sns reny afka ataoko tsara aty...

Ilay T shirt io aloha tena tonga dia azo atao mihitsy ra vonona e..
tsy aleo ve afindra ao @ Momba ny takelaka ito ry fijo? Ato manko tsy dia misy mahavatra hijery ato ny ankizy
9. fijo ( 30/01/2007 23:25)
afindrao any ary raha mahita azy ny tomponanadraikitra.dia aiza ny namana mada fa tokony hoatao le izy mba tsy hijanona resaka fotsiny.
10. kitjo ( 31/01/2007 12:44)
ka toa tsisy mahita ato ka tsy haiko
andraso tenenina ny admin anty aza hamindra azy e
11. fijo ( 31/01/2007 22:51)
asaivo afindran'ny tomponandraikitra ary e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.652