Karamaitso(green card)eto Madagasikara.
1. niryna
(
25/01/2007 06:09)
Ahoana no fomba fahazoan'ireo vahiny ttsy mipetraka eto amintsika8O?Taloha hono dia voavidy vola ny fakana azy io,izay izao no tsy fantatro.Ny karana sasany dia manambady gasy vavy(l)ka rehefa vita ny soratra sy ny ttsy rehetra dia sarahany hono ilay vavy.:x:x.Mitombona ve io:roll:Ny karana vavy hono dia tsy alefany hanambady gasy izany sa ianareo efa nahita:P.Afaka mipetraka ve ry zareo raha tsy mahazo ttsy na tsy manana sa misy mpanara-maso?Misaotra mialoha.Niryna :o
répondu par linarako2 le 02/03/2007 22:44
2. vale
(
28/01/2007 13:22)
dia tsy hay intsony aloha fa ohatra ny azo lazaina hoe misy ihany ny gabo- raraka raha ny any Mada, momba ny fazoan'ny vahiny ttasy hipetrahana io e, sady any toa tsy mba betsaka ny polisy mihodinkodina manerana ny tanàna hoatra ny fahita aty ivelany aty hoe misava ny ttasy @ vahiny ; toa tsy de fandre firy any koa ny hoe nisy clandy tratra de nalefa nody? mampieritreritra ahy koa aloha io resaka iray io e...:idea:
3. Fiffi
(
28/01/2007 13:54)
ny honohono tandremo hiany fa tsy maro-pototra. Ny vavy gasy kosa ve de hanaiky an'zany klé ! :roll:
4. niryna
(
28/01/2007 16:42)
vale:
dia tsy hay intsony aloha fa ohatra ny azo lazaina hoe misy ihany ny gabo- raraka raha ny any Mada, momba ny fazoan'ny vahiny ttasy hipetrahana io e, sady any toa tsy mba betsaka ny polisy mihodinkodina manerana ny tanàna hoatra ny fahita aty ivelany aty hoe misava ny ttasy @ vahiny ; toa tsy de fandre firy any koa ny hoe nisy clandy tratra de nalefa nody? mampieritreritra ahy koa aloha io resaka iray io e...:idea:
Izay indrindra mantsy
5. niryna
(
28/01/2007 16:43)
Fiffi:
ny honohono tandremo hiany fa tsy maro-pototra. Ny vavy gasy kosa ve de hanaiky an'zany klé ! :roll:
Betsaka ny zavatra mianjady ireo ankizy nanaiky azy ireo ry fiffi a
6. niryna
(
28/01/2007 16:47)
Ny zavatra mety mitranga dia tsy maintsy misy mpitatitra amin'ny olona ary ina tatitra iny dia miova isaky ny mifindra ka tsy mijanona amin'ilay tena izy intsony.
7. LazaDaddy
(
29/01/2007 01:46)
inona no ifandraisan'ny "fahazoan'ireo vahiny ttsy mipetraka eto amintsika" sy ny "karamaitso"?
8. niryna
(
29/01/2007 02:10)
LazaDaddy:
inona no ifandraisan'ny "fahazoan'ireo vahiny ttsy mipetraka eto amintsika" sy ny "karamaitso"?
Karamaitso no filaza ny vahiny mipetraka any ivelany ny ttsy fahazahoana mipetraka
USA.Papier no filazan'ny olona ao Paris satria ry zareo sans-papier sy ry mi-klandy no fiantsoany azy rehefa mba manambitana ny olona sasany ka mahazo an'io ttsy io
9. LazaDaddy
(
29/01/2007 04:31)
niryna:any USA irery izany fa tsy ny any ivelany rehetra akory.
Karamaitso no filaza ny vahiny mipetraka any ivelany ny ttsy fahazahoana mipetraka
USA
niryna:mampalahelo izany fanaratsianao olona ry niryna. Ny tongotrao ve efa nandia an'i Paris? Hikarakarako certificat d'hébergement sy assurance ianao raha te hijery an'izany Paris izany:)
Papier no filazan'ny olona ao Paris satria ry zareo sans-papier
10. vale
(
29/01/2007 16:03)
oay kosa Ralaza e, resaka tsy fananana ttasy no resahina eto de oe fanaratsiana olona ve ? :?
11. niryna
(
31/01/2007 05:58)
LazaDaddy:any USA irery izany fa tsy ny any ivelany rehetra akory.
[quote=niryna]Karamaitso no filaza ny vahiny mipetraka any ivelany ny ttsy fahazahoana mipetraka
USA
niryna:mampalahelo izany fanaratsianao olona ry niryna. Ny tongotrao ve efa nandia an'i Paris? Hikarakarako certificat d'hébergement sy assurance ianao raha te hijery an'izany Paris izany:)
Papier no filazan'ny olona ao Paris satria ry zareo sans-papier
Misy manontany hoe inona izany karamaitso.Izay no antony namaliako an'io.Izaho angaha maneso fa miteny ny fomba fitenin'ny olona efa manana taratasy ao Paris ny filaza azy.:cry:message
Izaho aza mba malahelo an'ireo olona tsy manana taratasy ireo fa ilay fomba fitenin'ny sasany azy manao ny olona ho tsinontsinona.:(:(:cry:
12. fijo
(
02/02/2007 10:26)
adalan'ny ankizy vavy izay manaiky hoataon'ny karana toa izany.ka aleo izy ihinana'ny azy any
13. mbaliana
(
02/02/2007 12:20)
ny mahavoa angamba hoy aho.. averiko ihany hoe angamba.. dia le ankizy vavy mitady interet no miaraka main'ny karana resaka vola io any ka manaonao foana .. enga anie ka tsy ho izany
14. niryna
(
02/02/2007 15:30)
mbaliana:
ny mahavoa angamba hoy aho.. averiko ihany hoe angamba.. dia le ankizy vavy mitady interet no miaraka main'ny karana resaka vola io any ka manaonao foana .. enga anie ka tsy ho izany
In no zavatra mitombona hitako koa
15. linarako2
(
02/03/2007 22:44)
Efa mihasarotra ny fiainana ka ny RaR indray no mandefa ny zanany.Na vadin'olona aza rehefa mahavelona dia izay