Mba omeo ilay tononkiran'i ANYAH : "Tsy ampy feo faharoa"...
1. acmilanpipo (
23/01/2007 19:46)
Hitako hoe tsara be ny mozika ataon'i Anyah. Manana touche personnelle @ resaka famoronana sy timbre vocale anisan'izay tena ankafiziko.
Fa mba mangataka aminao io raha hainao dia mba alefaso ao @ acmilanpipo@yahoo.fr io tononkira io.
Misaotra mialoha!