ara-pivavahana sa ara-tsiansa
1. xxx
(
23/01/2007 15:03)
olo-mpatatra maty noho ny homamiadana. tsy nanaiky ny fiakams-ny ny hitsaboana azy (chimio) fa sitran'ny fivavahana hono! kinanjo généralisé ny cancer, izay vao nihazakazaka tany amin'ny hosto etc... hoe ataovy chimio. tara loatra anefa ary indrisy fa maty ity olona ity, ary maty tao anaty fahangirifiriana! ka lasa ny saiko hoe hatraiza ny fitsaboana ara-pivavahana? sa dia ny fanahy ihany ve no tsaboina ara-pivavahana? rehefa tsy salama ny vatana dia tsy salama koa ny fanahy! ahoana ny hevitrareo?
répondu par Zina le 30/01/2007 18:08
3. scorpion
(
23/01/2007 15:59)
samy manana ny sokajiny: ny aretim-panahy, sitranin'ny fivavahana, ny aretina ara-batana sitranina any amin'i Doko, ny aretina vokatry ny mosavy, sitranina any amin'izay mahay manala mosavy.
Misy anefa ireo milaza hoe: miracle mon ami! ny asa vita ihany anefa no hifampitsarana ho ho ho
Misy anefa ireo milaza hoe: miracle mon ami! ny asa vita ihany anefa no hifampitsarana ho ho ho
6. pissoa
(
23/01/2007 17:32)
cutie:
azo ampiarahina ny ara-pivavahana sy ara-tsiansa raha amiko
marina be =D:-D
Ny siansa tsy manohitra an'Andriamanitra raha tsy isika olombelona no mampiasa azy hanoherana an'Andriamanitra. Misy ny siansa mamono olona, misy ny siansa manavotra aina. Esory ao an-tsaina ilay fisainana hoe "Nofo = Devoly" na "Siansa = Devoly" fa sao lasa mamono olona toy izao ny farany :x
7. tywa68
(
24/01/2007 09:09)
Nomen'Atra fahaizana ny olombelona mba hahafahany hitsabo na hanamaivana ny marary, ka tsy tokony hitsipaka izany ! @ tenin'i pissoa hoe siansa manavotra aina !
Zany hoe afaka mifameno tsara ireo (finoana sy siansa)
Zany hoe afaka mifameno tsara ireo (finoana sy siansa)
8. prime
(
24/01/2007 09:22)
- Ny mitoetra aloha dia fitsaboana ny an'ny mpitsabo sy ny dokotera sy izay manana fanomezam-pahasoavana amin'izany fa Andriamanitra ihany no manasitrana...
- Andriamanitra dia mahavita sady manasitrana ny vatana, ny saina sy ny fo ary ny fanahy koa... Izy no namorona koa ahoana moa no tsy hahaizany izany?... ny fanasitranana nataon'i Kristy no manaporofo izany tamin'ireo jamba, boka, moana, marenina, kilemaina, demoniaka... araka ny voasoratra hoe : amin'ny anaran'i Kristy..."2Misaora an'i Jehovah, ry fanahiko; Ary aza misy hadinoinao ny fitahiany rehetra,3Izay mamela ny helokao rehetra, Izay manasitrana ny aretinao rehetra," Salamo 103:2-3... "Ary hoy Petera taminy: Ry Enea, manasitrana anao Jesosy Kristy; mitsangàna, ka amboary ny fandrianao. Dia nitsangana niaraka tamin'izay izy." Asan'ny Apostoly 9:34
- Ny fivavahana amin'Andriamanitra dia manafaka olana maro eo amin'ny fiainana, ao anatin'izany ny aretina... araka ny voasoratra hoe : "Nahoana no tsy nisy olona, fony tonga Aho, ary tsy nisy namaly, fony niantso Aho? Moa fohy tokoa va ny tanako ka tsy mahavonjy, ary moa tsy manan-kery ho enti-manafaka va Aho? Indro, amin'ny teny mafy ataoko no andritako ny ranomasina sy anaovako ny ony ho efitra; ary maimbo ny hazandranony noho ny tsi-fisian'ny rano sady matin-ketaheta." Isaia 50:2
- ny finoana no fototra iaingàn'ny asan'Andriamanitra...
Fa ny zavatra toy izao niseho izao no manamafy orina indrindra ny finoana ka tokony iambenan'ny mpino...
Tena mifameno mihitsy ny siansa sy ny fivavahana... fa ny mpino tokony hangataka mandrakariva ihany koa amin'i Kristy mba hanana ilay "esprit de discernement" ka raha vao misy tranga toy izao dia mba manana fahalalahana haingana mba hitondra ilay marary any amin'ny dokotera na tsia fa tsy mandraindray fanapahan-kevitra tsy am-piheverana...
Ny finoana dia zava-tsarobidy, ka tsy azo ampiasampiasaina fahatany na tsy am-piheverana... maro rahateo ihany koa moa amin'ny mpino ny manafangaro ny hoe herin-tsaina sy finoana...
9. Zina
(
24/01/2007 21:47)
Aides-toi et le ciel t'aideras. =
Manakensa any @ dokotera dia ho sitran'Antra
Manakensa any @ dokotera dia ho sitran'Antra
10. majesty
(
25/01/2007 06:09)
Miara-miasa ny zavatra rehetra,Jesosy ary t@ nampihiratra an'ilay lehilahy jamba namolavola fotaka napetaka teo @ maso donc azo atao tsara ny mampiasa ny fanafody rehefa tsy manohitra an'Atra fotsiny
11. prime
(
25/01/2007 10:36)
zina> Toko sy andininy fahafiry amin'ny baiboly zina izany?:lol::-D:-D... vazivazy io an...:) d ampy
12. tywa68
(
25/01/2007 19:18)
prime : :-D mba azavao kosa ary hoe inona ny herin-tsaina azo raha tsy misy finoana ?:wink:
13. majesty
(
26/01/2007 05:28)
zina:fomba fiteny andavan'andro eo amin'ny olona fotsiny io hoe "Atra tsy manampy izay tsy manampy ny tenany io fa tsy avy ao amin'ny soratra masina ka":D
14. dailynews
(
26/01/2007 14:52)
xxx:
olo-mpatatra maty noho ny homamiadana. tsy nanaiky ny fiakams-ny ny hitsaboana azy (chimio) fa sitran'ny fivavahana hono! kinanjo généralisé ny cancer, izay vao nihazakazaka tany amin'ny hosto etc... hoe ataovy chimio. tara loatra anefa ary indrisy fa maty ity olona ity, ary maty tao anaty fahangirifiriana! ka lasa ny saiko hoe hatraiza ny fitsaboana ara-pivavahana? sa dia ny fanahy ihany ve no tsaboina ara-pivavahana? rehefa tsy salama ny vatana dia tsy salama koa ny fanahy! ahoana ny hevitrareo?
ny fandehanana any @ dokotera dia tsy mifanohitra mihitsy @ TA. Fahendrena nomen Atra ny olombelona io ary tokony hampiasaina fa Atra no nanome ny saina.
ny kristiana ihany koa dia nomen Atra fahendrena eo anatrehan ny fanapahankevitra izay ataony, mila fifandraisana lalina @ Atra raha ny fidirana amin io fanapahankevitra io. manasitrana tokoa Izy saingy izy ireo ve nahazo teny fa izay no fomba hanasitranan Atra azy t@ io tranga manokana io? tokony ho nangataka izany ireo fianakaviana ireo.
Jesoa dia nanasitrana t@ fomba maro, tao no noroahiny fotsiny ny aretina, tao no nasiany fotaka aloha ilay maso vao sitrana, tao ny tany nitsoboka anaty rano impito(testalenta taloha)vao sitrana.. ....
inona no teny azon io fianakaviana io???
15. Zina
(
26/01/2007 15:31)
Majesty sy prime
odryyy za angaha miteny oe ao @ baiboly.. it's a saying...
Prime zay ary ny andry, vazy2 diso toerana ny anao, jereo ty lazain' Majesty:roll:
majesty [ Valio ] 26-01-2007 06:28:54
Lohateny : Re : ara-pivavahana sa ara-tsiansa
zina:fomba fiteny andavan'andro eo amin'ny olona fotsiny io hoe "Atra tsy manampy izay tsy manampy ny tenany io fa tsy avy ao amin'ny soratra masina ka
odryyy za angaha miteny oe ao @ baiboly.. it's a saying...
Prime zay ary ny andry, vazy2 diso toerana ny anao, jereo ty lazain' Majesty:roll:
16. niryna
(
30/01/2007 06:24)
Misy fahamarinany tanteraka ireo notenenin'i prime ireo. Satria efa voalaza fa fahasoavana maro no nomen'Atra antsika.Raha ohatra ka mpampianatra ny olona rehetra dia tsy misy intsony ny mpianatra.Matoa nisy ny dokotera dia anjaran'ny marary no manantona azy.Taloha dia ireny fahagagana nomen'i jesosy ireny izy no dokoteran'ny fanahy sy ny vatana.Taty aoriana na ny olona efa nomena fahasoavana ao am-piangonana hanasitrana olona indray no mamporisika andeha any amin'ny dokotera.Mila azy isika fa Atra no tena mpanampaka ny zavatra rehetra.Misy ilaina fanafody ary misy vavaka fotsiny dia sitrana isika rehefa mino azy.
17. Zina
(
30/01/2007 18:08)
Misy ilaina fanafody ary misy vavaka fotsiny dia sitrana isika rehefa mino azy.
rehefa manao chaine de priere de matanjaka mihitsy ny finoana ary mivaly sy ary manasitrana mihitsy... nefa kosa indray2 misy ny cas-ny olona sasany tsy mety satria efa tonga ilay fotoana fampatoriany. (maty io)