Izaho tsy mba taitra @ rapport izany na dia mba......

1. xxx ( 23/01/2007 14:13)
bnj !
Tsy haiko hoe aona fa refa mba misangy izaho sy ilay sy ilay olon-tiko dia zaho tsy mba taitra ny hanao rapport izany na dia mba te-hanao aza ilay sipako miaraka amiko , izaho indray aloha rehefa safosafoiny dia mba hoe exisitéé fa refa tonga ny ahy dia miverina @ laony indray aho. Le sipako anefa dia mba te-hanao be , tena tsy haiko izay antony mahatonga izany , izahay moa mbola juste hoe miaraka fa mbola tsy iray trano ( vehivavy izaho manoratra eto) .Sa ve le olon-tiko no tsy mahay mandangolango nefa izy aloha eo tendresse dia mahampy ahy fa refa tonga ny ahy dia ampy ho ahy izany fa otrany tsy rototra akory @ hanaovana rapport izany zaho , aretina ve sa aona ? Mila valiny
répondu par bibiango le 05/03/2007 12:54
2. vegas ( 23/01/2007 16:34)
Tsy misy appetit sexuel enao.
3. nikopol ( 23/01/2007 16:46)
Mety marikoriko anao ny manao firaisana nohon'ny antony maro : ohatra hoe nety nisy nanolana ianao taloha sns sns,
4. xxx ( 23/01/2007 16:46)
ny sipako koa akia an! nefa izy lhl tsy haiko fa tsy rototra mintsy izy ny hanao rapport zany ; tsy haiko hoe marary sa maninona
5. fasaly ( 23/01/2007 19:20)
hahahaha! tonga de koboko io mianatra manao fitiavana io! mbola kely lotra aky indry a!
hoe refa tonga ny ahy de hoe miverina am laoniny aho, tia tena be zany :-D:-D:-D
tsy aretina aky zany fa mila eksperiansa hatrany indry de ho hay ho azy ny suite e!:wink::-*
6. xxx ( 24/01/2007 04:22)
Mahantra ianao ry taniko. :cry:
7. xl ( 24/01/2007 07:12)
MISY KARAZANY ROA NY VHV :
- MISY CLITORIDIENNE
- MISY VAGINNAL
ASAIVO SAFOINY DAHOLO IREO FA RESOLU IO E!
MAMPANAO STAGE GRATUIT ZAY RAHA MBOLA MISY NY OLANA
- LE SECRET DU 3e PARADIS
SLTS
8. diamondra27 ( 24/01/2007 10:49)
xxx: ianao mihintsy no mila miova fa tsy le bandy raha io voalazanao io no jerena.

Hoy ianao we: rehefa misangisangy sysafosafoiny de excitée ihany ianao, de nahazo fahafinaretana de tsy te-hanao.
Nefa le bandy zany mba te-hahazo plaisir ihany koa nefa tsy mahazo.
Fitiava-tena be zany ary mety tsy haharitra ny fitiavanareo satria tsy reciproque.

De tsy mametraka question akory ve ndriko we: ahoana aza no ataoko mba haha satisfait azy?

Izany no mahatonga azy mbola te-hanaobe satria tsy lasa ny azy koa.

Tandremo sao dia ho lasa lesb raha izany satria hummm tsy mila lhl ianao fa rehefa voakitikitika de maha ampy anao. Ny lhl mila mampiditra ny azy...

Diniho ihany we: inona no nahatonga anao tahaka izany e! voadona t@ lhl ve sa efa tahaka izany foana?

9. kakanjila ( 24/01/2007 13:29)
Ra za enao mihinana fanafody d amzay ny azy tonga alou nohon'ny anao!de tsy mijanona enao raha ts tonga tsara koa nenao amzay samy afa-po nareo!zahay mvarotra fanafody raha mila:^):^):^)
10. booboo ( 24/01/2007 14:28)
:^):^)
11. xxx ( 24/01/2007 21:51)
xxx> kristianina ianao sa tsia? Raha tsia, izay aho vao hanome hevitra.
Fa na dia izany aza tandremo fotsiny lany zara.
12. kanto10 ( 29/01/2007 15:43)
betsaka ny mitovy aminao, aza miasasaina aminzany kia ry xxx fa lasa manitan-tsaina eo a, minoa fotsiny ihany fa mbola hiova e
13. kama ( 08/02/2007 07:15)
Raha tsy dia taitra @ rapport ianao dia mety avy amin'ny cerveau na koa ianao voadona ara pitiavana,famisavisana ihany ny ahy io:wink:
14. xxx ( 08/02/2007 17:17)
ndeha mitsabo tena fa tsy mety izany!
15. kotobekibo ( 20/02/2007 16:30)
xxx:

bnj !
Tsy haiko hoe aona fa refa mba misangy izaho sy ilay sy ilay olon-tiko dia zaho tsy mba taitra ny hanao rapport izany na dia mba te-hanao aza ilay sipako miaraka amiko , izaho indray aloha rehefa safosafoiny dia mba hoe exisitéé fa refa tonga ny ahy dia miverina @ laony indray aho. Le sipako anefa dia mba te-hanao be , tena tsy haiko izay antony mahatonga izany , izahay moa mbola juste hoe miaraka fa mbola tsy iray trano ( vehivavy izaho manoratra eto) .Sa ve le olon-tiko no tsy mahay mandangolango nefa izy aloha eo tendresse dia mahampy ahy fa refa tonga ny ahy dia ampy ho ahy izany fa otrany tsy rototra akory @ hanaovana rapport izany zaho , aretina ve sa aona ? Mila valiny

Mbola tsy tojo olona tena mahay mampi-décolle anao ianao io zany !

16. xxx ( 03/03/2007 21:54)
Tsotra be io ry jô a, ireto aza misy vahaolana maromaro e:
1) mila miovaova nareo @ fomba firaisana f'aza atao monotone hoe hiray fotsiny(oh:4pattes, poulet de chair, sns)
2)ataovy ze tena position ahazonareo miaraka fahafinaretana
tsara(mila mifampiandry rehefa hotonga)
3)mila concentration koa io;
4)Mijereva nareo film x na erotique; sûr za fa miainga io e!!
5) dia aza milibaliba ara-nofo lôtra sao dia leo.Zay
17. bibiango ( 05/03/2007 12:54)
tena marina izny razoky an!
xxx:

Tsotra be io ry jô a, ireto aza misy vahaolana maromaro e:
1) mila miovaova nareo @ fomba firaisana f'aza atao monotone hoe hiray fotsiny(oh:4pattes, poulet de chair, sns)
2)ataovy ze tena position ahazonareo miaraka fahafinaretana
tsara(mila mifampiandry rehefa hotonga)
3)mila concentration koa io;
4)Mijereva nareo film x na erotique; sûr za fa miainga io e!!
5) dia aza milibaliba ara-nofo lôtra sao dia leo.Zay



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2605