anatra voaray tamin'ny adalàna taloha
1. jhouhlambout
(
21/01/2007 21:36)
8) Sûr aho fa efa somary nadiditra daholo nareo taloha (sy ankehitriny :twisted: ). Ka inona ary ny lesona voarainareo t@ izany ditra izany?
répondu par booboo le 29/01/2007 16:00
4. xxx
(
22/01/2007 01:18)
Ny ahy, anatra voaray tamin'ny fahendrena taloha, no misy. Manome lagy mihitsy nony tena nahalala ny fiainana.
6. xxx
(
22/01/2007 05:29)
Be dia be ny mpamitaka ka mila mandalina tsara fa tsy tonga dia mahatoky olona.
7. fasaly
(
22/01/2007 07:04)
ié! somary nadiditra kely taloha fa t sy naditra be! otran'ny ankizy rehetra sy zatovo ihany e! fa hoy aho hoe tsy nanenenako raha tsy nanao adalana nihoatra ny loha, fa raha tsy naditra tamzany angamba de zao vao naditra de tena loooooooooooz!:{
8. ari.malala
(
22/01/2007 12:46)
ny erreur ny omaly tsy natao hanamaloka ny anio ; iainana ny anio fa fanomezana, ary entina atao jiro itsinjovana ny ampitso
9. xxx
(
22/01/2007 13:04)
ny ditra misy foana fa ny dozy no tsy mitovy,
ny tsaingotsaingoka matsirotsiro, fa malina foana hatrany,
"Ody varatr'i Mompera , ny aza voany ihany"
ny tsaingotsaingoka matsirotsiro, fa malina foana hatrany,
"Ody varatr'i Mompera , ny aza voany ihany"
11. diamondra27
(
23/01/2007 12:40)
Tsy voatery hoe: adalana ihany no andraisana anatra fa les événements de la vie ihany koa.
Zava-misy @ manodidina anao.
Ny ahy zao ohatra hoe:
tsy azo atao ny mandende alina irery
Zava-misy @ manodidina anao.
Ny ahy zao ohatra hoe:
tsy azo atao ny mandende alina irery
12. booboo
(
24/01/2007 11:07)
-Mampilaza mialoha raha sendra tafody tara (nataon'i mamanay fay mihitsy zà t@ zay lé hihihihihihi)
13. mandrindra
(
24/01/2007 22:56)
efa kobo ny fikafikan'ny ditra ka hitsikina fotsiny izay mitantara ho nahavita azy sy tena be fika
15. papounette
(
29/01/2007 15:13)
:oops:Mila mahandry tantana.Hi hi hi Tantaraina ko ve le ditra sa?