Chelsea-Liverpool

1. kitjo ( 20/01/2007 14:34)
1ere mi-temps zay no vita
efa 2-0 mitarik i Liverpool

manindry tanteraka i Liverpool...kivy mitsy za @ le Chelsea fa tena tsy hanao mihitsy...oh bol an-tanimbary...
répondu par naughtyboy le 22/01/2007 13:27
2. kitjo ( 20/01/2007 14:44)
tena mahakivy ttsss..
ry drogba toa mihongakongana fts....

aone reny canal reny fts..norme ve?
le corner teo ve nama d mandalo tongotra fts le...kiiiii
3. simplex ( 20/01/2007 17:15)
:snif::snif::snif::snif:
D aleo tsy mijery mitsy radem fa tsssssssss:oops::oops: pas bien, pas bien du tt :roll:

Ho voadaka i Mourinho ra zao no mitohy :evil::evil:8)
4. naughtyboy ( 20/01/2007 20:24)
zao ko e tsy ny vola atoraky abramovich nge de midika oe success avy atrany fa mila fotoana vao tonga @ misy an'i Man.Uted,na liverpool,rapitso ty no tena milay Arsenal Vs Manchester.U,za kalo tsy miala @ Gunners ry zalah fa nareo no asa
5. kitjo ( 21/01/2007 18:23)
manaona ny Man U sy Arsenal tao ry reto?

za ts nahita tena tttssss
6. simplex ( 21/01/2007 19:21)
:D:D
Arsenal 2- ManU 1 =D=D

Manu anefa no nitarika an ;-)
Fly Emirates lesy eeeee :-*:-*
7. kitjo ( 21/01/2007 20:17)
zaaaany ve?
za aloha tia Arsenal fa nanantena an' i ManU koa!!!

Bofff..in ndray aloha zany tsy dia nampaninona lotra e...

merci simp!
8. simplex ( 21/01/2007 21:09)

za chelsea fa zany hoe manu mbola eo alohan'ny chelsea foana no koa misy bandy akama mpankafy manu d tsy maintsy manakora ze resy aloha fa efa resy ihany omaly :°)8):-D:-D
9. naughtyboy ( 22/01/2007 13:27)
za kalo de faly fa tsy manakora satria bol nge bory2
ka tsy hay2 fa le but-ny TiTi iny kalo de nilay e,ny formation i Arsene Wenger ty no mampisy laza manokana an'i Arsenal ekipa anisany tanora indrindra nefa sangany eto Eropa,efa mihena ny pt manelanelana
an'i chelsea sy Man U kah ra zao no mitohy de tena tsara
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1526