mahagaga an!!

1. bazylou ( 19/01/2007 21:58)
ny gazety lehibe sy an'ireo miliardera rehetra dia teny vazaha ny 80% ao:: nefa hono quotidien gasy ireo!!!:roll::roll: tsy hisy mihitsy ny basy vava hitovy firafitra sy resaka ohatran'dry hebdo sy express
répondu par pimaso le 24/01/2007 07:46
2. Fiffi ( 20/01/2007 06:46)
de maninona nefa ? tsy ny gasy hiany ange no mamaky ireo gazety ireo eh !
3. agoago ( 20/01/2007 09:35)
Zah ndray anefa mahita tsy ijerena izay hoe tompony sy an'iza ny gazety dia tsara mitovy amin'ny Express sy Hebdo ny quotidien, informatif izy fa tsy publicité fotsiny no mameno ny pages toa ny an'ny sasany , tsotra ny languageny. Ny Hebdo, izy isankerinandro dia matevina kokoa.
4. bazylou ( 20/01/2007 16:55)
oadray koa izany analise marina!! any madagasikara izany dia possible tsara ny hoe ny olona gasy fa ny com ampiasaina rehetra frantsay daholo an!! tssss,:roll::roll: gasy marina!!
Tsy mahagaga raha ny manam bola ihany no mamaky ireny!! fa ilay vhk kely tsy hainy akory izay atao hoe gazety!!!!!tsssssss
Any usa izany tsy possible , eto france sy eropa ary any japon tsy possible koa!!
Pauvre gasy
5. pimaso ( 24/01/2007 07:46)
BAZY LOUP !AOUH!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!MI VOU VOU!
ROUTSKS!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!:twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1108