Fitsarana tany Irak!
1. batita
(
18/01/2007 17:24)
Hono hoa!Nareo ve pour sa contre t@le fanantonana tany Irak iny?Za manokana aloha de tena contre eh!
répondu par hesham le 19/01/2007 18:07
4. lapino
(
18/01/2007 18:53)
Raha za manokana tsy dia raharahiako loatra. Fanamelohana ho faty ohatra ny rehetra ihany iny.
Aleoko aza maheno hoe maty i Saddam satria namono olona aman'hetsiny, toy izay hoe maty ilay bandy mainty amerikana iny rehefa avy niova tanteraka ka nahavita hatramin'ny nanoratra boky ho an'ny tanora tsy ho delinquant, ary naroson'ny olona ho kandida amin'ny prix nobel de la paix. (iza moa ilay anaran'i lery iny, maty t@ herintaona ?).
Ka raha iny bandy iny aza tsy nomen'i Governator grace, avelao any i Saddam fa tsy mampalahelo noho hafa.
Tsy hoe akory mpanao politika i Saddam dia hantsoina hoe martyr. Sady io koa ange didim-pitsarana tsy misy iadian-kevitra e!

5. simplex
(
18/01/2007 20:05)
@ maha olombelona aloha tsy dia tsara loatra le manala ain'olona e. Fa sinon, refa resaka sans etat d'ame otran'reny tsy hitako ze olana.
Teo @ le resaka execution fotsiny no tena tsy tiako. Tena nataon'zala faran'ze sauvage mintsy. Na dia hoe miaramila aza izy, nanin no tsy mba natao injection na hoe courant electric a defaut fa tsy ahantona otran'reny. Sady izay le resaka vidaka avy eo mbola voafainty ihany tssssssssssssss :evil:8)

8. hery
(
19/01/2007 13:54)
Mitovitovy hevitra amin'i lapino...
Ny somary nampivonto orona dia tena tsy nibaboka mihitsy i leiry na dia efa eo antendany aza ny tady.

9. Fiffi
(
19/01/2007 17:12)
lapino:satria ve rehefa zay de zay ? nefa hoy aho hoe.....anjaran'ny olombelona ve ny namonohina azy ? Moa rehefa zay ny fitsaran'ry zareo atao ahoana ?
Sady io koa ange didim-pitsarana tsy misy iadian-kevitra e!
10. hesham
(
19/01/2007 17:44)
Ny nahasositra ana aloha lery tsy nibaboka mintsy mandrapikipin`ny masony eee tena tsssss, mankarary fo be:evil::evil::evil::evil: olona anie zany matiny zany eee