famadihana avy any atsimo
1. cutie
(
18/01/2007 02:23)
Sao de mba misy afaka milazalaza ny fomba famadihana avy any atsimo kay nareo.
Ny fomba fatao sy ny sisa?
Ny fomba fatao sy ny sisa?
répondu par cutie le 23/01/2007 14:39
2. soanja
(
20/01/2007 04:50)
Tena tsy nisy namaly mihitsy ve indry ry Cutie. Ny fahafantarako azy mantsy ry Cutie de tsy mamadika ny any. Asa anefa mety diso aho. Ny foko Mahafaly sy ny Antandroy no fantatro fa tsy mahalala ny hafa aho ka sao manko miteniteny foana.
3. agoago
(
20/01/2007 09:50)
Nahita ny fanontanian'i Cutie tokoa ary aho vao nanontany tena hoe mamadika angaha moa ny any atsimo? musée mitantara ny foko antandroy no efa notsidiako tany atsimo tany fa tadidiko tsy nisy resaka famadihana mihintsy tao, fa ny fandevenana no misy resaka be dia be mihintsy tao.Raha ny fahalalako fa mety ho diso aho tsy mpahay tantara aho tsinona dia ny eto ampovoantany no mamadika, fomba nentin'ireo razantsika avy any Indonezia izy io.Any hono no misy mamadika toa ny eto madagasikara io.
4. naritsimba
(
23/01/2007 10:22)
raha ny famadihana @ faritra Antsirabe dia haiko fa ny any @ faritra Androy sy Mahafaly dia tena tsy misy fantatro, sady mbola tsy nahare mihitsy aho hoe mamadika ry zareo, raha mamadika mantsy ny any dia inoako fa efa navadika i Monja Jaona, fa raha ny hoe famindrana taolam-balo avy aty afovoan-tany mankany @ tanindrazany dia efa henoko, ary misy ny fomba atao @ izany.
5. cutie
(
23/01/2007 14:39)
ok misaotra anareo .
Za koa tsinona tsy nahalala koa.
In njay aza ny fomba nentim-paharazana any @ reo faritra reo e.
Le fomba mampiavaka azy @ vazaha zany no tiako ho fantarina. Tsy mifidy na in na in fa ny famadihana moa zany efa tsy ao anatiny.
Za koa tsinona tsy nahalala koa.
In njay aza ny fomba nentim-paharazana any @ reo faritra reo e.
Le fomba mampiavaka azy @ vazaha zany no tiako ho fantarina. Tsy mifidy na in na in fa ny famadihana moa zany efa tsy ao anatiny.