mifamolaka

1. arialy ( 17/01/2007 09:33)
inona ny atao oe mifamolaka? de aoana ny fisehoany eo am couple? adiady ve sa préssion sa inn? aminareo?
répondu par xxx le 18/01/2007 13:21
2. booboo ( 17/01/2007 11:17)
Aaa, sady tsy adiady no tsy pression raha amiko manokana. Satria olona roa samy hafa toetra no hiara-hifanabe maso lava ao an-trano ao, dia ilay raha atao hahatsara ny fiaraha-monina no atao hoe mifamolaka amiko.

Zà manokana rehefa misy raha tsy tiako na mahatezitra anà dia tsy mivolana mihitsy na "i" aza taloha fa ela ny ela folaka ihany dia lasa tondé miresaka zay ao am-po ao satria tsapako hoe vao maika hampandroso anay ho @ tsara kokoa lé mifampiresaka fa tsy manao chacun dans son coin ôtra zazakely hihihihihi


3. Fiffi ( 17/01/2007 11:19)
tena tsy aiko indray zany hoe "mifamolaka" zany an !
4. fasaly ( 17/01/2007 13:07)
ny mifamolaka amiko dia raha misy disadisa kely izao eo am couple dia samy miandry ny andaniny sy ankilany izay iray hanao "premier pas " izany, de samy mafy loha eo dia manjary tsy mivaha ny olana fa vao maika mifanenja ny tady.....
matetika mindray foana ny iray hanambitamby nefa samy tsy avy hanao anzany, kanefa amin'ny farany misy mahatsapa tena hoe aleo izaho no hiresaka vlou na hanambitamby vlou! dia milamina ny tantara fa raha samy mafy loha dia mety hanimba zavatra ihany....
ka tsy aleo ve mifandevitra foana fa tsy mifamolaka izany......ny tiko lazaina raha misy mahatezitra mafy ny iray dia mba mandefitra manao zay mety ny iray:°)
5. Samoana ( 17/01/2007 13:42)
arialy:

inona ny atao oe mifamolaka? de aoana ny fisehoany eo am couple? adiady ve sa préssion sa inn? aminareo?


Mifankahay toetra anefa samy manana ny azy . Samy miaro ny azy mandra-pisian'ny fandeferan'ny 1.
Raha samy misaina dia mifamolaka @ fomba feno fifanajana. Raha samy be loha moa dia lasa mifamelaka @ fomba feno fanaratsiana


6. simplex ( 17/01/2007 14:20)
tapitra eto ny fandraisako anjara @ ity lohahevitra ity
7. fasaly ( 17/01/2007 15:17)
:roll::roll::roll: fa aon ry simplex nisy in?????
8. xxx ( 17/01/2007 16:23)
za ihany ity manao xxx ity fa manjary misy mahita za ra vao atrangako ny ps-ko

fasaly: jereo eto

9. pissoa ( 17/01/2007 16:38)
booboo:
Aaa, sady tsy adiady no tsy pression raha amiko manokana. Satria olona roa samy hafa toetra no hiara-hifanabe maso lava ao an-trano ao, dia ilay raha atao hahatsara ny fiaraha-monina no atao hoe mifamolaka amiko.

Za naingy hiteny hoe koa raha tsy omby kosa ka folahana ... kay booboo niteny hoe hifanabe maso ao antrano :-D:-D:-D:-D:-D
10. fasaly ( 17/01/2007 22:55)
xxx:

za ihany ity manao xxx ity fa manjary misy mahita za ra vao atrangako ny ps-ko

fasaly: jereo eto




ary toa nilaza tsy nantanina????:roll::roll::roll:


11. sitlo ( 18/01/2007 02:35)
xxx:

za ihany ity manao xxx ity fa manjary misy mahita za ra vao atrangako ny ps-ko

fasaly: jereo eto




mafana ny andro


12. fasaly ( 18/01/2007 06:55)
zà mangatsika ry sitlo:°):wink:;-)
13. xxx ( 18/01/2007 13:21)
arialy:

inona ny atao oe mifamolaka? de aoana ny fisehoany eo am couple? adiady ve sa préssion sa inn? aminareo?


Amin'ny fiatombohan'ny fitiavana voalohany iny arialy dia fanaovako an'io mifamolaka io , fa saingy izao tsy dia hoe vokatrin'ny fo nefa le izy fa mba hoe mila 19 ( azfd amin'ny fomba fiteny ) izany hoe mba otra mba owa mizesuis fa zaho no tena deba , eny e, tsy haiko ny milaza azy . Amiko refa tsy hitako na tara2 le olontiko de iny famelesako azy satria dia avy hatrany dia tsy miteny za na ataoko hoe marary ny nifiko dia ny lohako no mamaly anizay lazainy , nefa refa tena entiny mihetsika koa ny lohany dia eo no tena grave be mitsy fa mila mitandrina kely ihany , satria ny azy tena rharha be refa tena tsy miteny tokoa za ka avy hatrany nefa dia manambitamby za fa mataotra ihany , izy aloha matetika no tena manambitamby mafy fa raha tena lany moyeny amin'ny fanambatambazana dia mivadika izy , izany hoe amiko le mamolaka dia mba mila dongidongy kely izay za e, somary manao madi-doha kely e ! fa mila mitandrina kosa aloha , marihina nefa fa le olona nofolahiko dia olona tsy dia tiko lotra taloha fa refa namolaka azy za dia nahazo tamby2 fona dia otrany nanjary nitombo ho azy teny ny fitiavako azy . Mahagaga le fitiavana !!!!:P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1289