lasa mavesatra ve ny serasera?
1. jentilisa
(
12/01/2007 08:46)
Izay manko no tsapako avy eto dago. NY manokatra hafara no tena tantara satria dia elaela sy "actualiser"na matetika mihitsy! sarotra sokafana no tiako lazaina eto!
répondu par cutie le 23/01/2007 02:31
2. hery
(
12/01/2007 10:13)
Jereo hoe ery amin'ny farany ambany ery misy hoe Hafainganana dia jereo hoe firy ny eo rehefa izy ilay ela be iny
Misaotra
Misaotra
3. cutie
(
12/01/2007 20:25)
Izay manko no tsapako avy eto dago. NY manokatra hafara no tena tantara satria dia elaela sy "actualiser"na matetika mihitsy! sarotra sokafana no tiako lazaina eto!
ny ahy koa ela be
4. jentilisa
(
13/01/2007 07:10)
Ity izao dia 0.5 segondra fa eo amin'ny iray minitra eo no tafavoaka. Aty amin'ny tany mbola mihisatra be anie ny connexion ry hery no tiako lazaina e! ny backbone moa toa mbola lavitra be izy izany eto Dago. tahaka ny rano mitete izany ny fahazoam-baovao avy amin'ny aterineto raha toy ny rano misasasasa any aminareo. Tsy fanomezanantsiny anareo mihitsy no ataoko eto fa fanamarihana. Olona malalatsaina ianao dia manambara aho aloha!
Izany video izany aloha hatraty dago mbola nofinofy rah amin'ny aterineto e!
Izany video izany aloha hatraty dago mbola nofinofy rah amin'ny aterineto e!
5. ds
(
14/01/2007 11:43)
ankoatra ny connexion, dia misy zavatra hafa manelingelina ny hafaiganam-pandeha :
- ny herin'ny solosaina
- ny sivana samihafa (proxy, antivirus, firewall, anti-spyware, anti hameçonage, anti...)
- ny herin'ny solosaina
- ny sivana samihafa (proxy, antivirus, firewall, anti-spyware, anti hameçonage, anti...)
6. simplex
(
14/01/2007 12:09)
Ny proxy ngambany mety tsy tafiditra ao na dia azo anaovana sivana aza. Au contraire manahaingana kokoa io.
jentl: miandry kely pahatongan'ny 2008 ony e :-*
jentl: miandry kely pahatongan'ny 2008 ony e :-*
7. Fiffi
(
14/01/2007 12:27)
ny ahy aloha raha vao lancé ny anti-virus de mi-lag eh ! fa 30s de vita....
8. hery
(
15/01/2007 00:13)
Ny tiako tenenina tetsy ambony hoe raha toa ka kely (latsaky ny 1 segondra) io hafainganana ery ambany io dia mbola ao anatin'ny tanjany tsara izany ny lohamilin'ny serasera fa mety ny milina any amin'ny tsirairay (+ connexions sns) no misy olana.
Momba an'io fihenan'ny connexions io: Tena ezahina tsinjovina mihitsy ny namana any Madagasikara. Izany no antony mahatonga ny serasera tsy hahitana sary maro fa dia soratra no tena betsaka. Tsy dia mampiasa JavaScript betsaka ihany koa fa dia mihafy @ izay tsotsotra eo.
cutie> firy ilay hafainganana misoratra ery ambany any aminao?
Hery

12. hery
(
15/01/2007 11:15)
Miovaova isaky ny site jerena ny hafainganana. Raha tena ngeza loatra io dia midika izany fa somary sahirana ny server aty.
Raha kely kosa io kanefa mbola miadana ny fisokatry ny site any aminareo dia midika izany (araka ny nolazain'i ds) fa mety ho
- Miadana ny connexion ao aminao.
- ela be ny fifandraisana eo aminao sy ny serveur (mety tsy ny connexion ao aminao no olana fa ny route izay andalovan'ny connexion)
- ny ordi no somary ela. Jereo raha manokatra sites hafa raha ela na tsia.