poopy

1. way ( 11/01/2007 13:53)
Bjr,
Soa dia mba misy manana le hiran'i Poopy we 'tsy hahita' moa izy teo !!
D'avance merci e !
répondu par simplex le 11/01/2007 13:59
2. simplex ( 11/01/2007 13:59)
kay letia e, hira tiako be io
http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/hira&id=27

eto ny fihainoina azy
http://radiovazogasy.com/index.php?rub=radio%2Fplaylist&karoka=tsy+ahita
mila miandry kely fa tsy tonga d mandeha
http://radiovazogasy.com/index.php?rub=radio/queue ny listan'ny hira mbola handeha eo alohany

ankafizo e,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8943